08/08/2026
Asio tsiky kely dia courage🥰✝️
Courage ianao 🥺
Io olana, aretina, fahoriana, fanenjehana hiainanao io efa resin'i Jesosy io 🙌✨
Ry Namako ohh! ny fitiavan'i Jesosy fotsiny jerena dia tohizo ny lalanao. 👊
Ilay lalana tsara sady spécial nosoritan'Andriamanitra ho Anao. ☺️
Aza mbola kivy, tsy faran'ny tantaranao io fa lalana tsy maintsy lalovana hahatongavanao ho mpandresy 🙌
Tahian'i Jesosy ❤️