06/08/2026
✨ ONDANA PAIRE FIBRE – Kalitao ✨
Ataovy mahafinaritra kokoa ny efitrano fatorianao amin'ny ondana fibre malefaka sy matevina.
📏 Habe & Vidiny: 🛏️ 50 × 70 cm (Paire) – 45.000 Ar 🛏️ 60 × 50 cm (Paire) – 35.000 Ar
✅ Fibre kalitao ✅ Malefaka sy mampahazo aina ✅ Mety amin'ny fampiasana andavanandro ✅ Tsara tarehy rehefa apetraka ambony fandriana
📩 Mp raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny.
Ilo Market MG – Entana tsara kalitao, vidiny mirary. 🤍