14/09/2026
Mbola mitohy hatrany ny fanjifana ny huile de coco antsika✨
💯Extra vierge, pressée à froid🥥
📝Mampangirana sy manatsara ny volo, mampalandina ny hoditra, azo ampiasaina ao an-dakozia sy osorana amin'ny zazakely
💰Amin'ny vidiny mirary hatrany :
- 100 ml : 15.000 ar
- 250 ml : 25.000 ar
💌Ny livraison antsika isaky ny Talata, Alakamisy ary Sabotsy.
👉Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina amin'ny pejy.