01/09/2026
🧺✨ TRANO MaDio – OFFRE FANASANA LAMBA ✨🧺
Sahirana amin’ny fanasana lamba? Avelao aminay! 💗
🫧 Manasa lamba À LA MAIN
✅ Sasana tsara sy am-pitandremana
✅ Sasana amin’ny savon tsara kalitao
✅ Maina tsara
✅ Aforitra sy voalamina tsara
💰 Lamba 01 = 200 Ar
Misy ihany koa ny fanasana plaide, drap, couette ary service hafa.
🛵 Fiantsenana & fitaterana azo atao ihany koa.
📞 033 30 47 468
💗 TRANO MaDio — Lamba madio, fiainana milamina!