Entre Elles

Entre Elles Ankino amiin'ny JÉHOVAH ny asanao dia ho lavorary izay kasainao ✨

19/08/2026

Merciii les filles😍🎀
Raikitra indray fandraisana commande amin’ity jupe jean blanc ity 🥰

Tissu vraie jean elastice 😍
prix: 32000 ar 💰

Ahoana indray ianareo  amin’ity😍🩵🩵🩵??
15/08/2026

Ahoana indray ianareo amin’ity😍🩵🩵🩵??

11/08/2026

Tena vitsy kely sisa ny amireto🥰

Jupe jean 🤗

Tissu : vrai jean elastice 🎀
*Jupe Jean cargo
*Jupe Jean

Dispo sur commande 🥰

Couleur : blanc, grenat

2k abonnés 🎀🤍1mois mahery izay no tena niharahantsika🥰!Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisanareo sy ny fanohanana tsy ...
10/08/2026

2k abonnés 🎀🤍

1mois mahery izay no tena niharahantsika🥰!

Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisanareo sy ny fanohanana tsy tapaka 🥹🤍
Vao fiandohana ihany izao… ✨
Mampanantena izahay fa hanome ny tsara indrindra ho anareo hatrany. 🫶🏻❤️

09/08/2026

Ensemble 2 pièces en tissu froissé 🎀

Vitsy kely sisa dia ataotsika mora be ❤️

Zao ny amanjany dia misy manao jp werawera🥲Izay taille Sm aingana fa ataoko mora be❤️
03/08/2026

Zao ny amanjany dia misy manao jp werawera🥲
Izay taille Sm aingana fa ataoko mora be❤️

Dispo de suit 🎀Jupe  jean grenat tissu elastice 🥰Prix:30000 ar ❤️Taille:  L(1), XL(1),S(1),SM(1)
03/08/2026

Dispo de suit 🎀
Jupe jean grenat tissu elastice 🥰

Prix:30000 ar ❤️

Taille: L(1), XL(1),S(1),SM(1)

🤎🤎🤎
02/08/2026

🤎🤎🤎

🌺🇲🇬 ROBE GASIGASY 💃🥰Mandray commande amin’ity robe gasigasy tsara kely ity izahay. 🤎✨Raha manana modely tianareo dia afa...
02/08/2026

🌺🇲🇬 ROBE GASIGASY 💃🥰

Mandray commande amin’ity robe gasigasy tsara kely ity izahay. 🤎✨
Raha manana modely tianareo dia afaka ataonay araka izay itiavanareo azy. 🪡👗🎨

🤝 Izahay no sady manjaitra no manao ny sary, ka afaka amboarina araka ny goût-nao tanteraka ny akanjo. ❤️

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana na hanao commande.
🙏 Mankasitraka indrindra ny fitokisanareo anay! 🥰💖🇲🇬

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entre Elles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share