Savons Artisanaux DIO

Savons Artisanaux DIO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Savons Artisanaux DIO, Shopping Service, Antananarivo.

🧼 Savony DIO – Hoditra salama, vatana madio!💧 Manampy amin’ny fiarovana voalohany amin’ny aretina🎉 Prix lancement : 1.80...
14/03/2026

🧼 Savony DIO – Hoditra salama, vatana madio!
💧 Manampy amin’ny fiarovana voalohany amin’ny aretina
🎉 Prix lancement : 1.800 Ar
đź“© Raha te-hahazo mialoha ny stock, mandefasa message izao !

✨ VAOVAO HO AN’NY FAHASALAMAN’NY HODITRA! ✨Maro amintsika no miady amin’ny olana amin’ny hoditra toy ny:❌ Lagaly❌ Angadr...
14/03/2026

✨ VAOVAO HO AN’NY FAHASALAMAN’NY HODITRA! ✨

Maro amintsika no miady amin’ny olana amin’ny hoditra toy ny:
❌ Lagaly
❌ Angadrano
❌ Anak’androna (mycose)
❌ Kaikitry ny bibikely (moka,...)
❌ Ratra tsy mety sitrana
❌ Odi-potsy (champignon verticolore)
❌ Manala hao amin'ny volo

💧 Manampy amin’ny fahadiovana izay miaro amin’ny aretina mifindra amin’ny loto sy mikraoba, toy ny Cholera sy Bilharziose, rehefa ampiasaina amin’ny fanadiovana vatana sy tanana.

Ankehitriny dia misy vahaolana tsotra sy mahomby!

🧼 Savony DIO “Cutanéo-Muqueuse”
Savony manokana manala sy mamono otrikaretina amin’ny hoditra izay mahatonga ireo areti-koditra ireo.

✔️ Manadio lalina ny hoditra
✔️ Manampy amin’ny fitsaboana areti-koditra
✔️ Mety amin’ny ankizy sy olon-dehibe

đź’¬ Raha te hahafantatra bebe kokoa na hanafatra dia mandefasa message aminay.

📢 Ho avy tsy ho ela eto amin’ny pejy ny fanazavana sy fijoroana vavolombelona avy amin’ireo efa nampiasa!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savons Artisanaux DIO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share