R-Zara SHOP

R-Zara SHOP vente de vêtements, chaussures et accessoire de mode

16000 ar,omeko prix de gros zay mbola hivarotra
30/07/2026

16000 ar,omeko prix de gros zay mbola hivarotra

photo réel ireo, mannequin nay ato io😜
30/07/2026

photo réel ireo, mannequin nay ato io😜

22/07/2026

Torohevitra mahasoa.

Tsy mety afaka kohaka ve ny zanakao,eny fa na enao lehibe io aza.
Efa novidina daholo zao karazana sirop lafo velona rehetra zao,fa mbola mikohaka ihany e.

👉Ity misy vahaolana mahomby ho anao;

ZAVATRA ILAINA:

1/3 vera rano (1/3 verre d'eau)
2cm sakamalao (2cm de gingembre)
1 sotrokely siramamy (1cac de sucre)
1 sotrokely tantely (1cac de miel)
1/2 voasary makirana (1/2 de citron)
1/2 sotrokely dobera (1/2 cac de beurre)

FIKARAKARANA:
Maka casserole kely,na zinga inox,na vilany kely,dia arotsaka ao ny rano 1/3 vera.
Rapena ny sakamalao dia arotsaka ao anaty rano
Ampangotrahana ambony afo mandritra ny 2minitra
Arotsaka ny siramamy,ny tantely,ny dobera dia avela ho levona tsara.
Esorina ambony afo,dia arotsaka ny voasary makirana.
avela hangatsitsika dia afaka ampiasaina avy hatrany.

zazakely manomboka 2taona:1 sotro kely:maraina,atoandro,hariva.
5 taona miakatra: 1 sotro lehibe:maraina,atoandro,hariva
olon-dehibe: 2sotro lehibe:maraina,atoandro,hariva.

Andramo anie fa tena mandaitra (hoizy ny vadiko oe potion magique iny,fa indray mande nihinana izy dia nanjavona ny kohakany🤣🤣)

Soava ny andro aby e!

ireto ndray tsara kely,nefa mora hatrany 17 000ar (photo réel reo)P:37P:38
20/07/2026

ireto ndray tsara kely,nefa mora hatrany 17 000ar (photo réel reo)
P:37
P:38

Ireto ary ny varobaba tsika16 000ar monja( jogging 25 000ar)dia natao mora be,mbola afaka akana tombony,16 000ar fotsiny...
20/07/2026

Ireto ary ny varobaba tsika
16 000ar monja( jogging 25 000ar)dia natao mora be,mbola afaka akana tombony,16 000ar fotsiny oa,aza tara fa mandalo ny mora
4 á 5 ans reo.

16/07/2026

Faly miarahaba atsika rehetra.
Page manolotra ny soa sy ny tsara ho anareo,araho ary ny page tsika

Address

Ambohijatovo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R-Zara SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share