By "Tah"

By "Tah" Vente en ligne❤

Sur livraison uniquement 💎

035 02 087 07📲

Caméra de surveillance    💶 90.000ar 🔺 ampiasaina amin'ny wifi,      afaka ampifandraisana amin'ny téléphone 🔺 double ap...
02/10/2026

Caméra de surveillance
💶 90.000ar
🔺 ampiasaina amin'ny wifi, afaka ampifandraisana amin'ny téléphone
🔺 double appareil
🔺 335°\90°

🚙LIVRAISON PARTOUT A MADAGASCAR

📸 vantilateur  + panneau solaire! 🌞🔐👉 azo ampiasaina amin'ny toerana rehetra ,  anatiny fiara, mpivarotra amoron-dalana,...
02/10/2026

📸 vantilateur + panneau solaire! 🌞🔐

👉 azo ampiasaina amin'ny toerana rehetra , anatiny fiara, mpivarotra amoron-dalana, trano, fivarotana, na toeram-piasana!

💥 ireto ary ny mombamomba azy : ✅ akafa chargena na koa ampiasaina panneau solaire fotsiny

✅ tsy dia misy feo be , tsy manelingelina na matory aza

✅ mandrivitra tsara, afaka reglena amin'izay hitiavanao azy

✅ portable

🎁 ireo fitaovana miaraka aminy :

📦 vantilateur + Chargeure + Panneau solaire + Boky torolalana

💸 Vidiny: 160.000 Ar ny iray
Vidiny: 400.000 Ar raha mahaka telo

📮 manerana an'i Madagasikara 🚚🇲🇬

📲 Aza misalasala - ampio fitaovana mampahazo aina ao an-tranonao!

chapeau mbola afaka atao personalisation 💶30.000ar ny 10🔺Misy karazany maro ny lokony🔺Polyester🚙LIVRAISON PARTOUT A MADA...
02/10/2026

chapeau mbola afaka atao personalisation
💶30.000ar ny 10
🔺Misy karazany maro ny lokony🔺Polyester

🚙LIVRAISON PARTOUT A MADAGASCAR

⛔(En cas de besoin nous pouvons vous fournir nos marchandises dans les horaires de fermeture)⛔

Ardoise magique Pratique be ianaran'ny ankizy , mety soratrana  dia avieo fafaiana indray         💶35.000ar  ny 5 pcs   ...
02/10/2026

Ardoise magique
Pratique be ianaran'ny ankizy , mety soratrana dia avieo fafaiana indray
💶35.000ar ny 5 pcs
💶 10.000ar ny 1pc
🔺 8,5 pouces
🔺 21,5*14 cm
🔺 afaka hianarana , anaovana sary , atao kilalao sns ...

🚙LIVRAISON PARTOUT A MADAGASCAR

⛔(En cas de besoin nous pouvons vous fournir nos marchandises dans les horaires de fermeture)⛔

📸 vantilateur pliables rechargeable 👉 azo ampiasaina amin'ny toerana rehetra ,  anatiny fiara, mpivarotra amoron-dalana,...
02/10/2026

📸 vantilateur pliables rechargeable

👉 azo ampiasaina amin'ny toerana rehetra , anatiny fiara, mpivarotra amoron-dalana, trano, fivarotana, na toeram-piasana!

💥 ireto ary ny mombamomba azy :
✅ akafa chargena
✅ tsy dia misy feo be , tsy manelingelina na matory aza
✅ mandrivitra tsara, afaka reglena amin'izay hitiavanao azy, 3 vitesse
✅ portable tsara afaka aforitra
✅Afaka apetraka eo ambony table , afaka ahantona koa
✅ Misokatra ka afaka asianao ranomanitra ao anatiny
✅ autonomie : 2-8h
✅ 1200-2000 MHA

🎁 ireo fitaovana miaraka aminy :
📦 vantilateur + Chargeure + manuel d'utilisation

💸 Vidiny: 60.000ar 3pcs
Vidiny: 30.000ar détails

Livraison manerana an'i Madagasikara 🚚🇲🇬)

📲 Aza misalasala - ampio fitaovana mampahazo aina ao an-tranonao!

sèche cheveux 🎊👉 Température réglable & chaleur homogèneLissage impeccable, cheveux brillants et disciplinés en un seul ...
02/10/2026

sèche cheveux 🎊
👉 Température réglable & chaleur homogène
Lissage impeccable, cheveux brillants et disciplinés en un seul geste
👉 Miaro ny volo
👉 Mety amin' ny volo rehetra

🔺Code A-B

✅ 2800w
✅ AC220V
✅ 50-60Hz
✅ couleur noir / rouge

💸Prix code A / B 45000ar (1pc ) / 90.000ar (3pcs )

🔺Code C

✅ 2000W
✅ AC220V
✅ 50Hz
✅ couleur noir

💸 Prix code C 48.000ar (1pc) / 100.000ar (3pcs)

Livraison manerana an'i Madagasikara 🚚🇲🇬)

📲 Aza misalasala - ampio fitaovana mampahazo aina ao an-tranonao!

01/10/2026

Ato ndray ary aloha mijery ilay tirage eh🥰
tena satry tokoa rreto omena avy nareo rehetra fa manaraka ataotsika maromaro ny mahazo🥺
Félicitations aloha ilay nahazo🥳
Amin'ny manaraka atao direct fa le apk ko mbola tsy hita oe inona no tena mety hanaovana tirage tsara

Zay fa bonne nuit daholo🙏❤

01/10/2026

Ho ataoko tirage ilay mahazo yas🥰
mbola tsy Tara raha handray anjara❤ao amin'ny comm's ny lien 🔗

fer à lisser mety ho an'ny volo rehetra  🌟       💶35000ar (1pc ) / 70000ar (3pcs)🔺 110-220 V🔺 45 W🔺 160°-220°C🔺50/60 Hz🚙...
01/10/2026

fer à lisser mety ho an'ny volo rehetra 🌟

💶35000ar (1pc ) / 70000ar (3pcs)
🔺 110-220 V
🔺 45 W
🔺 160°-220°C
🔺50/60 Hz

🚙LIVRAISON PARTOUT A MADAGASCAR

🌿 TSIHY VOLŌTSAMBA – TSİHY FAMPANGATSIAHANA 🌿☀️ Mety amin’ny fahavaratra, fatoriana ary azo aforitra mora foana.📏 0,8 × ...
01/10/2026

🌿 TSIHY VOLŌTSAMBA – TSİHY FAMPANGATSIAHANA 🌿

☀️ Mety amin’ny fahavaratra, fatoriana ary azo aforitra mora foana.

📏 0,8 × 1,9m ➜ 30.000 Ar
📏 1 × 1,9m ➜ 35.000 Ar
📏 1,2 × 1,9m ➜ 53.000 Ar
📏 1,5 × 1,95m ➜ 65.000 Ar

🎨 Loko maro disponible
🚚 Livraison partout à Madagascar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By "Tah" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share