Chez Anid's

Chez Anid's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Anid's, Shopping & retail, Antananarivo.

Lunette polarized 👓& contre soleil ☀️ Tendance be @ izao Prix tena tsy mampino🤑😯 20000arManao livraison izahay ary mande...
20/12/2024

Lunette polarized 👓& contre soleil ☀️
Tendance be @ izao
Prix tena tsy mampino🤑😯 20000ar
Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra rehetra 🚚 🇲🇬
📱034 60 773 19 disponible WhatsApp
📱032 65 712 06

''Izay tsara fihomanana tsy ho tapohin'ny loza''Efa tafiditra ao anatin'ny vanim_potoanan'ny fahavaratra isika izao ka h...
22/10/2024

''Izay tsara fihomanana tsy ho tapohin'ny loza''
Efa tafiditra ao anatin'ny vanim_potoanan'ny fahavaratra isika izao ka ho avy foana amin'izay ny orana
Noho izany miarova tena dia arovy ny zanakao tsy ho lenan'ny orana indrindra rehefa avy mianatra iny📙✍🏻🌧️🌧️

Ireto Ary ny karazany maro be😯🥰
Efa natao tena mora be daholo
(Eo @ sary ny vidiny)
Misy prix de gros (+5)

Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra rehetra 🚚🇲🇬🇲🇬
📞0346077319 disponible sur WhatsApp
📞 032 65 712 06



Lunette de marque ✔️ Club master Ray Ban véritable ✔️🛠️MADE IN ITALIA ⚒️🇮🇹❌100% UV PROTECTION ❌✅150.000ArLivraison gratu...
17/10/2024

Lunette de marque ✔️
Club master
Ray Ban véritable ✔️
🛠️MADE IN ITALIA ⚒️🇮🇹
❌100% UV PROTECTION ❌
✅150.000Ar
Livraison gratuite Tana et province
📞 (+261) 034 60 773 19
📞 0326571206

Mbola maro be ny   ho an'izay Mbola tsy nahazo an💥Araraoty ary fa efa nampidinina bé ny vidiny mba ho zakan'ny rehetra  ...
24/07/2024

Mbola maro be ny ho an'izay Mbola tsy nahazo an💥
Araraoty ary fa efa nampidinina bé ny vidiny mba ho zakan'ny rehetra
ny 3 places fa tsy⛔ ⛔ intsony 😯🤗
Misy ihany koa ny oreillers🤍
ny paire fa tsy ⛔50000ar⛔ 🥰
Couette fibre polyester 3 places fa tsy ⛔85000ar⛔

Livraison partout à Madagascar 🛵🇲🇬🇲🇬
📲 034 60 773 19
📲032 65 712 06
📞 WhatsApp+261 034 60 773 19




Ireto indray Ary ny arrivage tsika oo✅ PROMOTION izy ho amin'ity semaine ity❌Araraoty ary fa varo_boba bé amin'izao andr...
16/07/2024

Ireto indray Ary ny arrivage tsika oo
✅ PROMOTION izy ho amin'ity semaine ity❌
Araraoty ary fa varo_boba bé amin'izao andro mangatsika be izao🏔️🥶

✅ Bodofotsy 3 places
✅ Couette fibre polyester 3 places
✅ Couette 2 places
✅Oreillers paire

Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra rehetra 🇲🇬🇲🇬
📞0346077319
📞0326571206
📞 WhatsApp +261346077319


01/07/2024

‼️🔸️ ZARAZARAO FA MAHASOA

Ny rano no fototra voalohany hitsirian'ny fiainana (.) Fantaro fa ny rano mafana no maha ela velona noho ny rano mangatsiaka.

⛔Ny rano mangatsiaka indrindra ny eau glacée dia mampihena ny taona iainana; raha toa misotro ranom-boankazo mangatsiaka na glacée ianao dia:
✔️- manakatona tampoka ireo veines efatra ao amin'ny fo ary miteraka crise cardiaque. Ny zavapisotro mangatsiaka no mitana ny laharana voalohany amin'io aretina fietsehin'ny fo tampoka io.
✔️- miteraka olana eo amin'ny aty (foie) koa izy, mampiraikitra ny menaka ary ny akamaroan'ny olona natao transplantation ana aty dia vokatry fisotroana rano mangatsiaka avokoa.
✔️-ny rano mangatsiaka dia mamely ny parois interne an'ny vavony ny tsinay kely ary ny tsinay be. Miteraka homamiadana rehefa ela ny ela.

👍Ny rano mafana sy ny fomba fampiasa azy:
Rehefa hitantsika teo ny vokadratsy ateraky ny fisotroana rano mangatsiaka loatra dia indro ny fomba fisotroana rano mafana:
- na mahamay tahaky ny inona aza ny andro ka mangetaheta ianao dia rano manodidina ny 45°C eo no tokony sotroina.
- mifohaza maraina dia misotroa efatra vera misy rano mafana na matimaty, mbola foana mantsy ny vavony amin'io fotoana io. Mety tsy ho vitanao ny hisotro indray mandeha izany efatra vera izany nefa kosa mandeha amin'ny fahazarana tsikelikely.
- fanamarihana: tsy mihinana ninoninona mandritry ny 45 minitra taorian'ny nisotroanao ilay rano mafana.

Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny rano mafana raha mahavatra misotro isa-maraina dia hilamina ireto ary ho sitrana tanteraka:
- diabète 30 andro
- aretim-bavony 10 andro
- karazana cancer rehetra
- tsy mazoto homana 10 andro
- tranon-jaza sy ny mifanakaiky aminy 10 andro
- olana ara menstruation eo amin'ny vehivavy 15 andro
- aretin'ny fo 30 andro
- aretin'andoha, aretin'atoka 3 andro
- cholestérol, Asthme

ity hafatra tsara mahasoa ity!

Aza tazomina ho an'ny tenanao irery izay zava-mahasoa hahavonjy aina.

__ Andriamanitra anie hitahy anao

20/06/2024
💥💥 PROMOTION FETY BE 💥💥 indray oo🙀🙀ho an'ny couverture polaire sy ny couette fibre ary ny plaid polaire 😍😍Araraoty ary f...
19/06/2024

💥💥 PROMOTION FETY BE 💥💥 indray oo🙀🙀ho an'ny couverture polaire sy ny couette fibre ary ny plaid polaire 😍😍

Araraoty ary fa ampafana anareo amin'izao ririnina izao no tena tanjonay🙏🏻😘

✔️ Couverture polaire 3 places (prix promo)
✔️ Couette fibre polyester 3 places (prix promo)
✔️ Plaid polaire 3 places (prix promo)
✔️ Couette 2 places
✔️ Oreiller paire

❌Mandefa en gros ko izahay an❌
Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra🇲🇬🇲🇬
📞0346077319
📞0326571206

💥💥PROMOTIONS FÊTE DES PÈRES👨‍👦‍👦💝💥☑️ Bodofotsy 3 places  🙀☑️ Couette fibre polyester 3 places   🙀☑️ Plaid polaire 3 plac...
12/06/2024

💥💥PROMOTIONS FÊTE DES PÈRES👨‍👦‍👦💝💥

☑️ Bodofotsy 3 places 🙀
☑️ Couette fibre polyester 3 places 🙀
☑️ Plaid polaire 3 places 🙀

Tena hoe 💥 GRAND PROMOTIONS 🙀💥
HATRAMIN'NY 16 juin ihany io tolotra io an
Aza tara ary fa tolory lamba mafana be i Papa amin'izao ririnina mangatsika be izao🎁💝

Afaka manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra🇲🇬
Mp malaky na antsoy ny
☎️0346077319
☎️0346571206


Arrivage farany amin'ilay couette  Araraoty fa tsy misy intsony fa ireo sisa no farany de tsy misy intsony fa lany ny ma...
11/06/2024

Arrivage farany amin'ilay couette
Araraoty fa tsy misy intsony fa ireo sisa no farany de tsy misy intsony fa lany ny matière première
Manao livraison hatrany izahay ary mandefa any @ province🇲🇬
Mp
☎️ 0346077310
☎️ 0326571206

Address

Antananarivo

Telephone

+261326571206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Anid's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share