Dreamy Girly Shop

  • Home
  • Dreamy Girly Shop

Dreamy Girly Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dreamy Girly Shop, Shopping & retail, Mahitsy RN4, .

Eh o....!  1 sisa fa iza no mbola tsy nahazo.  Couleur vert d'eau 1  no dispo .  Midira mp aingana fa so tsy ahazo eo ts...
09/06/2026

Eh o....!
1 sisa fa iza no mbola tsy nahazo.
Couleur vert d'eau 1 no dispo .
Midira mp aingana fa so tsy ahazo eo tsony. 🙂

1 couleur de chaque sisa dispo🙏 Tonga dia Mp raha haka fa mety elaela ndray vo misy raha lany eo reto a! 🙂
09/06/2026

1 couleur de chaque sisa dispo🙏

Tonga dia Mp raha haka fa mety elaela ndray vo misy raha lany eo reto a! 🙂

Efa kely sisa izy ireto a!  2/article sisa fa so tsy ahazo eo 🙂  Jereo ao anaty commentaires ny mombamomba azy ary e! 👇👇...
07/06/2026

Efa kely sisa izy ireto a! 2/article sisa fa so tsy ahazo eo 🙂
Jereo ao anaty commentaires ny mombamomba azy ary e! 👇👇👇

⚡️⚡️ URGENCE : IL NE RESTE QU’1 SEULE DISPONIBLE ⚡️⚡️💚 BOÎTE À BIJOUX VERT D’EAU 💚Un écrin élégant et raffiné pour garde...
05/06/2026

⚡️⚡️ URGENCE : IL NE RESTE QU’1 SEULE DISPONIBLE ⚡️⚡️

💚 BOÎTE À BIJOUX VERT D’EAU 💚
Un écrin élégant et raffiné pour garder vos trésors bien organisés 💎✨
🌿 Couleur tendance vert d’eau
💍 Idéal cadeau ou pour se faire plaisir
😱 Une seule pièce restante… après celle-ci, rupture totale !
💬 Premier commentaire = premier servi
💰Prix 15.000ar

05/06/2026

Fer a boucle automatique
Prix:35.000ar

✨ Disponibles en quantité limitée ✨Après la Fête des Mères, il nous reste encore quelques articles disponibles, ainsi qu...
05/06/2026

✨ Disponibles en quantité limitée ✨

Après la Fête des Mères, il nous reste encore quelques articles disponibles, ainsi que nos nouvelles assiettes compartimentées à ventouse pour bébé 👶💚

💇‍♀️ Fer à boucler automatique
💡 Lampes décoratives LED
👔 Mini fer à repasser portable
👶 Assiettes compartimentées à ventouse et coffrets repas bébé en silicone

📸 Les quantités visibles sur les photos correspondent aux stocks actuellement disponibles.

⚠️ Une fois les stocks épuisés, il faudra attendre le prochain réapprovisionnement.

💬 Quel article vous intéresse le plus ?
📩 Mp pour informations et réservations.

Premier arrivé, premier servi 🥰

🎀🌺Arabaina izy 3 mirahavavy ireto fa izy ireo no voasarika t@ ilay lalao Fête des mères nataontsika voalohany teto Dream...
03/06/2026

🎀🌺Arabaina izy 3 mirahavavy ireto fa izy ireo no voasarika t@ ilay lalao Fête des mères nataontsika voalohany teto Dreamy Girly Shop 🥰🌺

03/06/2026

🌷 BONNE FÊTE À TOUTES LES MAMANS 🌷

Tonga amin’ny farany ny lalao nataontsika ho fankalazana ny Fetin’ny Reny isika. ❤️
Mankasitraka indrindra anareo rehetra nandray anjara sy nanohana ity lalao ity. Tena faly izahay nahita ny hafanam-ponareo sy ny fandraisanareo anjara hatramin’ny farany. 🥰
Mba ho mangarahara tanteraka dia natao tamin’ny application ny fisarihana, ary aseho amin’ity vidéo ity ny dingana rehetra nanamarinana ireo mpandresy.

🎉 Arahabaina indrindra ireo mpandresy 3 voasafidy tamin’ity andiany ity:

🥇 Jejoch Jejoch (nahazo veilleuse na fer a vapeur)
🥈 Fandresena Ratovonirina (nahazo credi 2000ar)
🥉 Jenny Bake (nahazo credi 2000Ar)

Ho an’ireo tsy voasafidy tamin’ity indray mitoraka ity dia aza kivy, fa mbola hisy lalao sy fanomezana maro ho avy. 😊

Misaotra indrindra tamin’ny fitokisana sy ny fanohanana hatrany ny pejinay. Mirary fahasalamana, fifaliana ary fahombiazana ho anareo rehetra, indrindra ireo reny mendrika rehetra. 💐❤️

03/06/2026

Alefako tsirairay eto izay entana mbola dispo androany a!
Arao fona ny page fa ef kely sisa izy ato.

Aona nareo @ reto 😋🥰👶 Mba lazao ange e...Ny zanakareo koa ve rehefa mihinana dia lasa tonga hatrany an-tsofina ny sakafo...
02/06/2026

Aona nareo @ reto 😋🥰

👶 Mba lazao ange e...

Ny zanakareo koa ve rehefa mihinana dia lasa tonga hatrany an-tsofina ny sakafo? 😂

Mba hanamorana ny fotoana fisakafoanan'ny zaza dia misy ity set repas en silicone ity :
✨ Assiette compartimentée à ventouse
✨ Bol
✨ Gobelet avec paille
✨ Cuillère & fourchette
✨ Bavoir silicone

🎨 Disponible en 4 couleurs
💰 Prix:32 000 Ar
👇 Raha hisafidy ianao, inona no couleur tianao indrindra 🤔
👇👇👇Ireo ambany ireo ary ny couleur dispo dia alefao ny commande e 🥰

Address

Mahitsy RN4

Telephone

+261326410704

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dreamy Girly Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share