Fy antsenana

Fy antsenana 🛍️ Votre shopping, notre priorité ✨
📦 Commande & livraison 🛵
✨ La qualité que vous méritez, au prix que vous allez adorer

10/08/2026
10/08/2026

📢 MITADY MPITANTANANA PAGE IZAHAY!
Ny Fy Antsenana dia mitady olona matotra, mazoto ary mahay mifandray amin’ny mpanjifa hiandraikitra ny fitantanana ny pejinay.
🔹 Asa hatao : • Mitantana sy mamaly hafatra ary commentaire
• Mandray sy manaraka ny commande
• Mampakatra publication sy produit
• Mifandray amin’ny mpanjifa am-pahatsorana sy am-panajana
• Manara-maso sy mampiroborobo ny pejy
🔹 Fepetra takiana : ✅ Mahay mampiasa Facebook sy Messenger
✅ Mahay manoratra teny Malagasy tsara
✅ Mahay mifandray amin’olona
✅ Tompon’andraikitra ary manaja fotoana
✅ Mazoto sy vonona hianatra
⭐ Raha efa manana traikefa amin’ny fitantanana page na vente en ligne dia tombony.

📩 Fomba fangatahana :
Alefaso amin’ny MP ny: 1️⃣ Anarana sy fanampiny
2️⃣ Taona
3️⃣ Toerana misy anao
4️⃣ Traikefa anananao
5️⃣ Numéro téléphone
6️⃣ CV raha misy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy antsenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share