Vologasy mamiratra by Sidonie

Vologasy mamiratra by Sidonie Ex -Frippeuse *n Expert Volo Gasy🇲🇬
Torohevitra MAIMAIM-POANA isan'andro @ 19h
Avy @ 2,9K Family ho @ 100K!tsindrio

👉 Suivre 💛

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Jennifer GomezLaissez un commentaire pour les accueillir dans notre commu...
13/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Jennifer Gomez

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

10/05/2026

Zanako 2,9K 💛
Misaotra anareo aho fa tena manohana ahy ianareo 🙏❤️
IZAHO "VOLOGASY MAMIRATRA BY SIDONIE" TIANAREO ihany koa💛
Efa "Vonona daholo ve❌
Indro ary ilay MASQUE 3000ar"🔥🔥 monja

Zavatra ilaina : Avocat+huile coco+tantely+atody

Fomba fikarakaraina azy:

1️⃣Esorina ny vohany sy ny hodiny dia ilay nofiny ilay avocat iny no ilaintsika🤞,atao anaty livia joby🥣 ,alaina ny huile coco 1 sotro fihinana ary tantely 1 sotro ihany koa de ilay tamenan'ilay atody no Ilana.Avela hifangaro ireo potsero moramora @ sotro (mixeur no tena ts ara raha misy .
2️⃣Ahositra @ ilay volo Mbola lena vao avy nisasa iny ary avela hilona 15 min na 30 min ⏰
3️⃣Kobanina @ rano matimaty @ Zay.🧖

📍EH!!!!Indrin-droa (2)❌ isakerin'andro foana ny fanasana vola a!
Tagué namanao 📢 mba ahita ity
comment "vonona"
🤫Ssiiiiiii🤔AZA ADINO NY MI- ABONNÉ ny page raha tia ahazo Zavatra vaovao foana ianao 👇👇👇 ABONNÉ+LIKE+PARTAGER 💛

ZANAKO 💛 2, 9K MISAOTRA NAREO REHETRA 🙏💛    Tsapako ny fitiavanareo ahy na dia ela tsy hita teto @ page aho 😌, Mbola man...
09/05/2026

ZANAKO 💛 2, 9K MISAOTRA NAREO REHETRA 🙏💛
Tsapako ny fitiavanareo ahy na dia ela tsy hita teto @ page aho 😌, Mbola manaraka ahy foana ianareo ❤️🙏.Hery lehibe ho ahy ny fisinareo.
Anome"MASQUE 3000 ar "monja ho anareo indray aho rahampitso raha sikatrakareo🤗

Mety gaga ianao eee 3000ar de afahana manamboatra "MASQUE"🔥🔥🔥❌
Aza miala lavitra a🤞
Antsoy daolo ireo namanao 📢📢 tia Mkarakara Volo rehetra mba ho itany ty ô👇
Rahampitso @ 19h ny fotoantsika aa.
Tapeo "EKA" raha Liana ianao .

Azadino❌👇👇
"Abonné""💛💛

INONA TOKONY TSY ATAO 😮‍💨sy ireo TOKONY ATAO RAHA TE ANANA VOLO SALAMA🤔?  "3 ERREUR"90% vehivavy Malagasy no tsy mafanta...
08/05/2026

INONA TOKONY TSY ATAO 😮‍💨sy ireo TOKONY ATAO RAHA TE ANANA VOLO SALAMA🤔?
"3 ERREUR"90% vehivavy Malagasy no tsy mafantatra azy ity.
FADIO❌
1)Manasa volo @ rano mafana bé:
Volo tapaka😡 ary marina be ilay volo.
📍 #** Rano matimaty foana no ampiasana rehefa anasa volo🤗
2)Mitondra Volo Lena Mandry💤😴:
Mifoho maraina misavoritaka Ary tena ts mety alamina mhts.😰😰
📍 #*** Ataovy Maina tsara volo Ary hosory huile coco🏝️.@ izay milamina tsara mifoho maraina iny 🤷
3) Karakao plastique (fihongo) ilay mora tapaka ilay mora eny antsena ireny "200-500ar":
Manapaka volo ireny rehefa misy tapaka nifiny😬.
📍 #***ilay fihongo manaraka ny fenitrin'ny volo foana ampiasaina.💁
Iza Ary Mbola manao an'ireo ?😻
💛 Comment "Moi" Ary comment "Stop"👇👇

SUIVRE 👇💛
Entiko any @ part 2 ianao 💛
Hanaraka ireo routine -ko isan'andro.

Suivre 👇+like 💛

07/05/2026
06/05/2026

Fianakaviko💛
TADIDINAO ve aho tamin'ny 2020 ?ilay nanao post "FRIPPE DE MADA IVATO "Nahazo 2,9K Tia"? 😂

IZAHO IZANY! fa izao dia niverina aho...ary Expert VOLO izao !✨

PROMESSE : isan'andro @ 19h aho anome TOROHEVITRA MAIMAIM-POANA hamelona Volo Gasy🇲🇬

FA MIALOHAN'NY ANOMBOHANTSIKA :
👉Tsindrio ny "SUIVRE " ao @ page -ko raha tianao ho voalohany mahazo torohevitra rahampitso !

IZA no TE HO ANISAN'NY FIANAKAVINA"VOLO GASY MAMIRATRA BY SIDONIE "?

Commentez "EKA"+"SUIVRE "💛👇
Rahampitso @ 19h : 3 ERREUR manimba volo"
👉VIDEO VOALOHANY 💥

05/05/2026

Apetrako eto 😄

Coucou les filles 🥰ensemble tsara tarehy nefa moraManao livraison amin'izay toerana misy anaoMp avy atrany na antsoy 038...
18/02/2024

Coucou les filles 🥰
ensemble tsara tarehy nefa mora
Manao livraison amin'izay toerana misy anao
Mp avy atrany na antsoy 0387381804

coucou les filles🥰Tsara no sady mora annn😍mandefa amin'ny toerana izay misy anao ôMitongava mp na koa hiantsoa 038738180...
18/02/2024

coucou les filles🥰
Tsara no sady mora annn😍
mandefa amin'ny toerana izay misy
anao ô
Mitongava mp na koa hiantsoa 0387381804

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vologasy mamiratra by Sidonie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share