MIA's Beauty "coiffure Et Esthetique"

MIA's  Beauty "coiffure Et Esthetique" (Vente de sacs et articles seconde main)

13/11/2025
🌹SAC GEANT LOUIS VUITTON    Standard     photo reelle mp   occasion rare a petit prix    50mil ariary🌹
26/01/2024

🌹SAC GEANT LOUIS VUITTON
Standard
photo reelle mp
occasion rare a petit prix
50mil ariary🌹

10/01/2024

🌹 SAC A MIA 🌹


mivarotra poketra amin'ny endriny rehetra ( kitapo ,poketra sns..)seconde main Na vaovao.
Ireto avy ary ny tsara ho fantatra
👑 NY MPIVIDY NO MPANJAKA👑
fa na izany aza anefa misy fepetra kely tiana apetraka mba hampizotra tsara ny fifampivarotana

💲(conditions générales de vente)💲
🔴 Ny JP eo amin'ny commentaire na amin'ny MP ,miampy ny anarana+numeros de telephone +adresse mazava anaovana livraison, no mi confirmer ny achat ny mpanjifa raha ho livrer na recuperena ny entana
🔴raha recuperena indray dia ,eny Marohoho Tsimbazaza ,tsara raha miantso mialoha 0342781011
🔴jerena tsara ny mombamomba ny an'ilay entana hovidiana(descriptions) zay vao manao JP.
🔴Ny reservation dia tsy mihoatra amin'ny 24ora
🔴Miaramiasa amin'ny orinasa mpanao Livraison izahay ka ,24ora aoriana ny confirmation ny vente ny livraison .
🔴Ny paiement dia na via Mvola(lasa ny m vola vao.afaka mandray ny entana) na mandritrany livraison na recuperation .
🔴Misokatra amin'ny fifampiresahana tsara raha misy hanatsarana ny fiarahamiasa izahay.🌹🌹🌹
MANKASITRAKA TOMPOKO🙏

Address

Maroroho Anjahana Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 06:30 - 06:00
Sunday 07:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIA's Beauty "coiffure Et Esthetique" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share