07/08/2026
✅AZA MITAZONA OLONA TE HIALA EO AMIN'NY FIAINANAO IZANY
🟢Tsy ny olona rehetra no voatendry hiaraka aminao mandritra ny dianao. Misy tonga mba hampianatra lesona, ary misy kosa mandalo fotsiny, sy hamotika anao, handratra anao.
🟢Raha misafidy ny hiala izy, aza terena hijanona . Avelao izy handeha am-pilaminana . Indraindray ny famotsorananao azy no lalana hanokatra varavarana ho amin'ny fiadanana sy izay olona tena natao hiaraka aminao eo Aminy fiainanao
🟢Sarobidy loatra ny fotoananao sy ny fiadanam-ponao ka aza laniana amin'ny fanerena olona tsy te hijanona ho anao . Tohizo ny dianao, matokia an'Andriamanitra, ary minoa fa izay tena anjaranao dia tsy handao anao mora foana fa hamome lanja anao•
Tsito 📍