01/10/2024
Bonjour daholo ny mpanaraka ny page rehetra. 🙂
Eritaona amin’ny 12 Octobre izao no nanombohanay ity Asa ity. Betsaka be ny zavatra nisy teto na tsara na ratsy !
Matoa koa izahay misy anefa dia nisy ianareo clientes izay isaorana foana ho an’ireo mahatoky.
Made in heaven c’est une partie de ma vie , nous reconnaissons que les services étaient merdiques (et elles le sont encore aujourd’hui malheureusement). Nefa mbola miezaka hatrany manatsara izay tokony ho arenina satria olombelona ihany tena ka indraindray misy tsy mety !
Nous sommes conscients de notre responsabilité dans cette situation
Ny fahaverezana entana amina kilao tena maro ! Tena be dia be ny obstacle eto fa izany hoe miezaka sy sarotsaromana fotsiny! (Misy efa 6 mois ao amin’ny douane fa tsy avoakany zareo tsotra zao, misy very, misy mangalatra…) Ny valeur-ny entana hoe ho rembourser-na nefa tsy misy akory!
Eto aho dia miala tsiny be dia be ho an’ireo izay olona nanao commande tato amin’ny page, nanantena ny andray colis nefa tsy tonga ! Ifonana satria misy ny trangan-javatra maro toy ireo tantaraiko etsy ambony. Misaotra ihany koa anefa ho an’ireo izay matoky foana na misy retards na misy tsy fihetezana ny colis.
Bref, manomboka izao dia ataonay au point ny zavatra rehetra. Tsy manao entana sur commande intsony aloha izahay sauf à la demande ! Fa izay entana disponible de suite no amidinay eto.
Raha misy fanitsiana na soson-kevitra avy aminareo dia raisinay an-tanandroa izay tompoko!
Ireo entana izay efa lasa commande rehetra avant an’izao publication izao dia efa validé avokoa ary efa eny andalana.
Merci beaucoup , cordialement✨