03/06/2026
Anado resahina ny atao hoe pervert narcissique 🙅🏻
Izy io dia fitondrana saina ,toetra .....
Mamitaka indrindra sady feno fitaka indrindra...
Raha idirana lalina kokoa ilay izy dia hoe:tia tena ,tsy mahay micoprendre olona ,enta mavesatra,mampijaly,mampikorotana.sns
Ny olona PN dia olona miseho tsara fitondra-tena ety ivelany ,mody tsara fanahy ,mody manao mampalaelo,tsy manaiky diso mihintsy ,fo vato tsy mahay mamela eloka...
Ny tanjony dia hifehy olona iray:na fihetseham-po,eny ny momba ilay olona manontolo amin'i lafiny rehetra.
Vokany ny olona izay voafehiny dia simba tanteraka😭tonga any aminy aretim_po ,tomany lava ,areti_tsaina ,depressions tanteraka ,simba ny relation amin'ny olona hafa satria tsy asainy mitaraina amin'ny olona hafa,tsy manana namana amin'izay tsy misy miaro ,lasa mitondra vesatra bediabe ao andamosina ,satria dia lasa vesatra hoazy ilay olona PN.
ARY ITY NO TENA LOZA,raha eny amin'ny fiarahamonina dia olona tonga lafatra izy nefa dia mampijaly ny ao amin'ny mangingina...
VAHAOLANA.
Hoan'ireo efa ao anatiny aloha:raha mahita ity pub ity dia andana aingana resao ny RAY AMAN-DRENY fa izy ireo no olona atokisana sy afaka hanome toro hevitra voalohany sady tompon'Andraikitra voalohany,na reny,ray ara-panahy :pasteur,mopera,evangeliste ,zoky.
Misy ity tenin'ANDRIAMANITRA ITY MANAO HOE :"miova amin'ny fanavaozana ny saina mba hafantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra".(romana 2:12)
Apetrao aminao ity fanontaniana ity hoe sitrapon'Andriamanitra ve no mahita ahy miaina ao anaty fijaliana?
Nefa tadidio fa ny vokatrin'ny fanahy dia :fitiavana ,fiadanana ,fifaliana ,fahamoram panahy...(galatiana)
Raha tsy hananao ireo dia diniho ny tenanao fa misy zavatra tokony ovaina ao izany
Fa ny tena zava-dehibe dia ianao ,hanao dingana hiala ao anatin'io fijaliana io ,tsy manao izay isarahana sanatria fa an'Andriamanitra ny fanovana olona ary raha ny fandinihan' ireo siantifika aloha dia milaza zareo fa olona sarotra miova zareo ,fa mitadiava fomba amoahana ilay maha izy azy anao,eo anatrehany fa rehefa tena tsy miova izy dia tsofy rano avy hatranyyyy....
Psychologe :tena vaha olana ihany koa ny manantona azy ireny,mba hanala ny havizanana ara-tsaina ...
Atolory ny tenanareo ho fanatitra velona ho an'i kristy ,hamafiso ny fanoloran tena 🥰
Mahereza daholo...........
Tsy ho voaresaka eto abyy fa lava loatra....
Mirary fiainana feno hasambarana hoanao