Kojakoja varotra

Kojakoja varotra Page de vente - Bonne service clientèle Cordialement et respectueusement �

Cette page est dédiée à tous ceux qui veulent effectuer des achats avec Varotra Kojakoja.Vous y verrez tous nos articles et nos nouveautés.

🔥 CONFERENCE HO AN’NY TANORA SY VEHIVAVY 🔥✨ Ho anao vehivavy sy tanora ✨Misy fiovana tianao ho hita ve eo amin’ny fiaina...
03/05/2026

🔥 CONFERENCE HO AN’NY TANORA SY VEHIVAVY 🔥
✨ Ho anao vehivavy sy tanora ✨
Misy fiovana tianao ho hita ve eo amin’ny fiainanao?
Misy hetaheta lalina ao anatinao ve, zavatra tianao hipoitra sy hateraka amin’ny fiainanao?
Manasa anao ary hanatrika ny fotoana izay karakarainy mba hifampizarana,
hianarana sy hitomboana ary
hanavaozana ny fiainana
Tanora : Talata 05
Vehivavy: Alarobia 06/05
Toerana : Havoria Anosy
📢 FIDIRANA MALALAKA
🍩 Misy sakafo atolotra am-pitiavana be @ faran'ny fotoana

Alefaso amin'ny hafatra miafina ny anaranao feno sy ny numerao finday ,adiresy mailaka raha misy
Contact 0380684301/0337970289

06/03/2026

Amidy ireto fitaovana ireto sao mety aminao fa tsy ampiasaina intsony ka mipetraka fotsiny ato :
* Box WIFI Airtel efa standard très bon etat 100000ar
* Modem ADSL vaovao 50000ar
* Appareil photo numérique LUX en bon état 100000ar
* Courroie cranté ana 405 vaovao marque SKF 100000ar
* Camescope Handycam SONY en bonne état 450000ar
* GPS portatif Garmin geko 301 en bonne état 150000ar
* Décodeur Envision mahita FTA 10000ar
* Décodeur Canal Sat mahita FTA 10000ar
* Moniteur écran plat HP 17" en bon état 50000ar
* Répondeur téléphonique usé 5000ar
Mp raha mila fanazavana misimisy
Contact 0380684301

Te hanolo fanaka ve ianao na mbola  vao mitady ,zahay dia manana ireto: misy armoire , seza, comptoir,  bureau ,...Fidio...
20/01/2026

Te hanolo fanaka ve ianao na mbola vao mitady ,zahay dia manana ireto: misy armoire , seza, comptoir, bureau ,...
Fidio ary izay mety fa tsara kalitao daholo ireo
Efa eo @ sary daholo ny prix
Contact 0380684301

Efa tonga indray ireto ka vonjivonjeo e : * Table de chevet en melamine avec 4 roulettes ( caisson mobile* Table de bure...
19/10/2025

Efa tonga indray ireto ka vonjivonjeo e :
* Table de chevet en melamine avec 4 roulettes ( caisson mobile
* Table de bureau en melamine
* Table ordi
Contact 0380684301

Ho anao mila fanaka tsara sady mafy, jereo ireto sao misy mety aminao aminao: * Tabouret de bar réglable avec dossier et...
30/09/2025

Ho anao mila fanaka tsara sady mafy, jereo ireto sao misy mety aminao aminao:
* Tabouret de bar réglable avec dossier et repose pieds
* Table a manger en céramique
* Table basse vitré
* Table basse gigogne 2 en 1
* Table de bureau en melamine, pied en metal
* Table coiffeuse en melamine démontable
Efa ireo daholo ny vidiny
Mp ary na antsoy 0380684301

CHAPITEAU PLIABLE , mafy ,tsy zakan'ny rivotra fa mavesatra ,mahatanty orana, azo hialofana tsaraVidiny mora  androany* ...
23/06/2025

CHAPITEAU PLIABLE , mafy ,tsy zakan'ny rivotra fa mavesatra ,mahatanty orana, azo hialofana tsara
Vidiny mora androany
* 2 x 2 m : 260000ar
* 3 x 3 m : 300000ar
* 3 x 6 m : 450000ar
Mandrapahalany stock
Araraoty ary 0380684301

TABLE  À MANGER avec chaises pour 4 ou 6 personnes : table en céramique style marbre et chaises  métalliques Prix intére...
08/06/2025

TABLE À MANGER avec chaises pour 4 ou 6 personnes : table en céramique style marbre et chaises métalliques
Prix intéressant
Mp pour la commande
Contact rapide 0380684301

PROMO, PROMOCHAPITEAU PLIABLE mafy ,tsy zakan'ny rivotra fa mavesatra ,mahatanty orana, azo hialofana tsaraVIdiny 3 x 6 ...
08/06/2025

PROMO, PROMO
CHAPITEAU PLIABLE mafy ,tsy zakan'ny rivotra fa mavesatra ,mahatanty orana, azo hialofana tsara
VIdiny 3 x 6 m : 480000ar fotsiny
Araraoty fa mandalo ihany
Antsoy 0380684301

CHAISE PLIANTE en plastique robuste, pied en métal Vidiny mora e Mo na antsoy 0380684301
21/05/2025

CHAISE PLIANTE en plastique robuste, pied en métal
Vidiny mora e
Mo na antsoy 0380684301

Miakamidina ve ny courant ao aminao,  inty ny vahaolana STABILISATEUR  : ampiasao io fa ho stable 220 V foana ny tension...
09/05/2025

Miakamidina ve ny courant ao aminao, inty ny vahaolana STABILISATEUR : ampiasao io fa ho stable 220 V foana ny tension ampiasainao ka ho voaaro ny fitaovana electronika ao antranonao
Input : 140V - 270V
Output : 220V
Dispo : 500VA, 1000VA, 2000VA
Antsoy 0340684301 raha liana tompoko

Address

Analakely
Antananarivo
101

Telephone

+261348231561

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kojakoja varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share