28/08/2026
Coucou les Patiss Lover ❤️
🔵Mpanao mofomamy ve ianao?
🔵Tia look somary pro kokoa?
🔵Te hanome fahafaham-po ho an'ny client ?
▶️Ity Aérographe électrique ity no vaha olana atolotro ho anao. Mampivoaka ny gâteau anao ho pro kokoa ity. Fampiasan'ireo pro satria idéal bé ho an'ny décoration (gâteau, macarons, entremet, trompe l'oeil, sns )
Koa raha mahaliana anao dia aza misalasala miantso fa efa io ny prix sy ny contact azahoanao anay
Manao livraison izahay dia afaka mandefa any @ faritra ihany koa
Mih Pastry Shop