MORA en LIGNE

MORA en LIGNE Mikajy ny hanome fahafaham-po anareo mpanjifa hatrany

29/06/2026

Kit parechoc sady antichoc
Manome endrika sy miaro ny parechoc ny fiara mba tsy ho vaky na ho kiaka
Mp na 0344634141
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

16/06/2026

CRYSTAL COATING
Mampagirana sy mamerina ho vaovao indray ny plastique ny fiara na moto anao
0344634141

POMMEAU DE VOLANT standard (boule de volant) qualité tena tsara, manome endrika tsara ny volant sy manampy anao amin’ny ...
12/06/2026

POMMEAU DE VOLANT standard (boule de volant) qualité tena tsara, manome endrika tsara ny volant sy manampy anao amin’ny familiana 👍

Prix : 25 000ar

Matière :
=> Bois traité (couleur : marron)
=> Carbone (couleur : noir)

Livraison partout à Madagascar 😉
Mp na 034 46 341 41

🚗 Leo amin'ilay feo "BAM!" mafy be isaky ny misy manidy varavaran'ny fiara ve ianao ?Vahaolana tsotra sy mahomby : Amort...
07/06/2026

🚗 Leo amin'ilay feo "BAM!" mafy be isaky ny misy manidy varavaran'ny fiara ve ianao ?

Vahaolana tsotra sy mahomby : Amortisseur de porte de voiture en silicone !

25 000ar ny paquet (12 pieces)

✨Nahoana no tokony hampiasa azy ???

👉 Mangina tanteraka (Silence total) ka lasa malefaka sy tsy re feo intsony ny fanakatonana varavarana, capot, na coffre.
👉 Miaro ny fiara (Protection maximale) : Tsy misy friction intsony, ka voaaro tsy ho arafesina na hiala loko ny vatan'ny fiaranao.
👉 Mora apetaka : Tsy mila makany amin'ny mécanicien ! Misy colle miraikitra tsara aoriany
👉 Azo apetraka amin'ireto toerana ireto : Varavarana, capot aloha, ary ny coffre aoriana!

Livraison partout à Madagascar 😉

Mp na 034 46 341 41

31/05/2026

Ndao hanabika sady hiaro ny fiarantsika amin'ny alalan'ity kit pare-choc sady anti-choc flexible ity ♥️
Mp na 0344634141
Manao livraison sy mandefa any am faritra

🚗 Leo amin'ilay feo "BAM!" mafy be isaky ny misy manidy varavaran'ny fiara ve ianao ?Vahaolana tsotra sy mahomby: Amorti...
29/05/2026

🚗 Leo amin'ilay feo "BAM!" mafy be isaky ny misy manidy varavaran'ny fiara ve ianao ?

Vahaolana tsotra sy mahomby: Amortisseur de porte de voiture en Silicone! ✨

Vidiny : 25 000ar (12 isa)

💡 Nahoana ianao no TSY MAINTSY mampiasa azy ity?
👉 Mangina tanteraka (Silence total) : Mitroka ny dona rehetra izy, ka lasa malefaka sy tsy re feo intsony ny fanakatonana varavarana, capot, na coffre.
👉 Miaro ny fiara (Protection maximale) : Tsy misy friction intsony, ka voaaro tsy harafesina na hiala loko ny vatan'ny fiaranao.
👉 Mora apetaka : Tsy mila makany amin'ny mécanicien ! Misy colle miraikitra tsara aoriany, ka afaka 10 segondra dia vita ny fametahana azy.
=> Tena mateza : Silicone avo lenta, tsy matahotra masoandro ary tsy hidiran'ny rano rehefa manasa fiara.
👉 Azo apetraka amin'ny toerana 4 : Varavarana 4, capot aloha, ary ny coffre aoriana!

Livraison partout à Madagascar 😉

Mp na 034 46 341 41

28/05/2026
CHAPEAU DE VALVE HAUT DE GAMME => 20 000ar 🍿 ny CHAPEAU DE VALVE 4 PIECES + clé de serrage sady porte clé (peugeot, toyo...
28/05/2026

CHAPEAU DE VALVE HAUT DE GAMME
=> 20 000ar 🍿 ny CHAPEAU DE VALVE 4 PIECES + clé de serrage sady porte clé (peugeot, toyota, audi, ford, jeep, huyndai, kia, mercedes, nissan, chevrolet, citroën, opel, bmw, ssangyong...)
En aluminium daholo
Mp na 034 46 341 41
Manao livraison, mandefa any amin ny faritra

Address

RN2
Antananarivo
101

Telephone

+261344634141

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MORA en LIGNE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share