Chez Mihanta Mora prix

Chez Mihanta Mora prix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Mihanta Mora prix, Shopping & retail, Antananarivo.

💥🌸Zahay ato @ CHEZ MIHANTA mora prix en linge💖 Dia mirary ny soa sy ny tsara ho an-tsika rehetra ôô!!💯 Misaotra betsaka @ fahatokisana anay!Ary mbola hiezaka anome ny tsara atrany izahay!!🌸🙏💥

12/04/2025

😥🙏ialana tsiny indrindra reto fa misy olana kely lay connection a!🙏
Aleo ataon-tsika Talata ndray ny Live tsika!❤🙏

🤗Bonjour daholy!🤗Live Mélamine tsara be tsika androany15h30❤     ❤Manasa antsika rehetra ary anaraka Live ôô!🙏😍Koa asao ...
12/04/2025

🤗Bonjour daholy!🤗
Live Mélamine tsara be tsika androany
15h30❤
❤Manasa antsika rehetra ary anaraka Live ôô!🙏
😍Koa asao daholy ary namana mba iantsen ee!😍
❤Zay fa mirary soa antsika rehetra ary e!❤
🙏Bonne journée daholy🙏
15h30 ary ny rendez-vows antsika ee!😘🤗

06/04/2025

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐕A

Andriamanitra o, misaotra fa ny famin- dramponao no tsy nahalany ritra anay. Misaotra tamin'ny niarahanao anay namakivaky iny tontolo andro, ka nahatotosanay ireo adidy aman- draikitra sy ireo asa aman- draharaha nankinina taminay. Mifona aminao ihany koa izahay, tamin'ireo fahotana rehetra vitanay anio ka nanimba ny fihavan- tsika. Mitalaho ny indrafonao ihany koa aho ry Tompo amin'ireo majinika sy sahirana, ireo matory eny andalambe tsy manan- kialofana amin'izao andro fahavaratra izao, Jesoa o, ao amin'ireo madinaika enao, ao amin'ny mahantra, koa ampio izy ireo Tompo o, mba ahita ny hanina sahaza azy isan'andro, omeo toerana azo antoka andrian'ny lohany, arovy amin'ny aretina ka omeo fahasalamana, omeo fifaliana hatrany, ary aza ataonao resiny fitsapana sy ny hakiviana, omeo finoana hatrany, mba hanantenainy Anao Andriamanitra fa ao amin'ny mandrakariva Ianao. Ny torimasonay tsirairay avy ihany koa , dia ankiniko eo ambany fiarovanao mandritra ity alina ity, arovy amin'ny ratsy rehetra izahay, ary fohazy rehefa tonga ny maraina. Ny fahasoavanao Anie homba anay lalandava.

Amen🙏

😘🤗Bonjour daholy oo!!🤗😘Mélamine tsara be sady matevina be  daholy zareo a!🎉▶️@ vidiny tena mirary tsara daholy a!Efa @ s...
27/03/2025

😘🤗Bonjour daholy oo!!🤗😘
Mélamine tsara be sady matevina be daholy zareo a!🎉
▶️@ vidiny tena mirary tsara daholy a!
Efa @ sary daholy ary ny prix sy ny details rehetra oo!🙏🤗❤
💖😘Mazoto daholy de mirary antsika rehetra!🙋‍♀️🎉

😘🤗Bonjour daholy oo!🤗😘  🎉Aza adino ny foton antsika🎉Rariva 18h Live Mélamine manja be mitsy!🙋‍♀️▶️Ka asao daholy ary ny ...
25/03/2025

😘🤗Bonjour daholy oo!🤗😘
🎉Aza adino ny foton antsika🎉
Rariva 18h Live Mélamine manja be mitsy!🙋‍♀️
▶️Ka asao daholy ary ny namana oo!
▶️Zay mipartage sy mimentione namana betsaka indrindra ao anaty Live mahazo credi 5.000ar🤗😘
▶️Conditions atao eo @ commentaire zay manao analay partages🙏
🌺❤Ka andao ary ee!❤🌺

🤗Bonjour daholy!🤗 ela2 zay tsika tsy nisy arrivages ka androany ary de faly zay mampafantatra anareo fa!?😍😊▶️Hisy Live m...
24/03/2025

🤗Bonjour daholy!🤗
ela2 zay tsika tsy nisy arrivages ka androany ary de faly zay mampafantatra anareo fa!?😍😊
▶️Hisy Live mélamine tsara be tsika rahampitso 18h🎉ka manasa an-tsika rehetra ary anaraka sy abonnée page ôô!!🙏🙋‍♀️
▶️Asin-tsika lalao credi fon ho anzay mipartage ny Live betsaka indrindra🤩
❤😍ka asao daholy ary ny namane!😍❤🙋‍♀️🙏

24/03/2025

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀

Ray Masina o! Nohon' ny Famindraponao tsy misy fetra aminay dia velom- pisaorana sy fan-kasitrahana Anao izahay tamin' ny niarovanao anay nandritra iny alina iny ka tojo ity maraina vaovao ity. Atolotro ho Anao ny androko anio ary ankiniko feno eo am- pelatananao izay rehetra hataoko mba hifanaraka amin' ny sitraponao mandrakariva. Tompo o, tsy mahefa na inona na inona izahay raha tafasaraka aminao, koa omeo ny herinao hatrany izahay ahafahanay manatotosa ireo adidy amanan- draikitra nankinina aminay. Sakano aho tsy hanao ratsy, ary manafahy ahy amin' ny loza rehetra, ary aoka ny fahasoavanao homba anay lalan- dava. Ho voninahitrao irery ihany anie ny fahavelomanay.

Amin' ny Alalan' i Kristy Tomponay.

Amen🙏🙏

Amen🙏
13/03/2025

Amen🙏

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐑𝐈𝐕𝐀

Andriamanitra o, lavo izay tsy mijery Anao. Tafarina kosa izay mitodika Aminao. Izay mitoetra ao aminao no manana tokin' aina. Tompo o, misaotra Anao aho, nohon' izany fitiavana lavorary atolotrao ahy izany, feno hafaliana ny foko rehefa mandinika ny fahatsaranao, tsy nanenenako ny nandray Anao ho Tompo sy mpamonjy ahy eo amin' ny fiainako, sambatra aho manana Anao, satria tsy namela ahy irery Ianao tamin' ny ady rehetra izay natrehako na tamin' ny mora na tamin' ny sarotra, indrindra tamin' ny nitantananao ahy nandritra iny tontolo andro androany iny, ka nahefako ireo adidy amanan- draikitra izay nankinina tamiko anio, tsy efako izany raha tsy teo ny tananao mahery nanampy ahy, hifonako ihany koa ireo fahotana rehetra natao anio, izay tsy nifanaraka amin' ny sitraponao anio ka nanohitohina ny fihavanan-tsika. Apetrako feno eo am- pelatananao ihany koa ity alina ho atrehiko ity, ka Ianao no angatahiko hiaro ahy mandritra ity alina ity. Ary ny fahasoavanao anie homba ahy lalandava.

Amen🙏🙏

🙏🙏🙏
11/03/2025

🙏🙏🙏

“³Iantrao aho, ry Andriamanitra, araka ny Hatsaram-ponao!
Koseho ny heloko, araka ny haben'ny Indrafoanao!
⁴Sasao tanteraka amin'ny hadisoako aho, ary diovy tokoa amin'ny otako!...
⁵Eny, miaky heloka aho; eo anoloako lalandava ny otako!

⁶Ianao irery no nanotako; teo imasonao no nanaovako ny ratsy: ka ho marina Ianao raha miteny, tsy homen-tsiny raha mitsara!
⁷Indro tanaty heloka aho no teraka, tanaty ota no torontoronina!

⁸Indro fahitsiana anaty no sitrakao; fahendrena an-takona no atoronao ahy.
⁹Diovy hisopa aho, ka hadio; sasao, ka ho fotsy noho ny oram-panala!
¹⁰Ataovy mahaheno hafaliana sy haravoana aho; ataovy mibitaka ny taolana voamontsanao!

¹¹Afeno ny Tavanao ny otako; koseho avokoa ny heloko!
Amorony fo madio aho, ry ¹²Andriamanitra ; manaova fanahy mitombina vaovao ato anatiko!
¹³Aza esorina eo anoloanao aho; ary aza analana ny Fanahinao Masina!

¹⁴Amereno ny hafaliana avy amin'ny Vonjinao, ary herezo amim-panahy mazoto!
¹⁵Dia hatoroko ny meloka ny Lalanao, ka hiverina aminao ny mpanota.
¹⁶Ry Andriamanitra ô! afaho amin'ny tomany aho: dia hihoby ny Fahamarinanao ny lelako!

¹⁷Tompo ô! sokafy ny molotro: dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako!”

(Salamo 51, 3—17)

🎉🙋‍♀️Bonjour daholy🙋‍♀️🎉🤗😘Mélamine matevina be😘🤗     🌺❤Série noire 36pieces🌺❤ 🤩70.000ar🤩
11/03/2025

🎉🙋‍♀️Bonjour daholy🙋‍♀️🎉
🤗😘Mélamine matevina be😘🤗
🌺❤Série noire 36pieces🌺❤
🤩70.000ar🤩

🤗😘Mélamine en carton😘🤗         🌺🌺❤🌺🌺❤🌺🌺            😊170.000ar😊
10/03/2025

🤗😘Mélamine en carton😘🤗
🌺🌺❤🌺🌺❤🌺🌺
😊170.000ar😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Mihanta Mora prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share