Vente Huiles Essentielles - Produits de Madagascar

Vente Huiles Essentielles - Produits de Madagascar Vente de produits, huiles essentielles et végétales 100% pures et naturelles Horisis Madagascar.

11/09/2026

Hafa ihany ny vokatra natoraly 🌿

Ry zareo ireto zao efa maika ny ahazo produit maimaim-poana annn... 🌿🎁👉🏻 5%, 10%, 15% de réductions be izao, ary tsy vit...
11/09/2026

Ry zareo ireto zao efa maika ny ahazo produit maimaim-poana annn... 🌿🎁

👉🏻 5%, 10%, 15% de réductions be izao, ary tsy vitan'izany fa mbola mahazo livraison maimaim-poana anaky 3 be izao ✨ + produit iray OFFERTE iray amin'ny 10è achat ‼️😱🤩

Aiza ianao no ahita ohatr'izany 🤭

Takio dieny zao ny CARTE DE FIDÉLITÉ anao 🪪

📍Ato amin'ny Vente Huiles Essentielles - Produits de Madagascar irery ihany no ahitana azy io

🌿✨ HUILES VÉGÉTALES HORISIS✨🌿Découvrez notre sélection d’huiles végétales naturelles, aux multiples usages pour prendre ...
10/09/2026

🌿✨ HUILES VÉGÉTALES HORISIS✨🌿

Découvrez notre sélection d’huiles végétales naturelles, aux multiples usages pour prendre soin de vous au quotidien 💚

✨ Selon l’huile choisie, elles peuvent être utilisées pour :

💆🏽‍♀️ Les cheveux et le cuir chevelu — nourrir, fortifier, protéger et apporter souplesse et brillance.

🧖🏽‍♀️ La peau — nourrir, adoucir, protéger et maintenir une peau souple et confortable.

💅🏽 Les ongles — nourrir les cuticules et aider à garder les ongles en bonne santé.

🍃 Le bien-être au quotidien — certaines huiles sont également adaptées à l’usage alimentaire, selon leur qualité et leur mode de production.

🌰 Amande douce • Avocat • Moutarde • Fenugrec • Coco • Jojoba • Baobab • Romarin • Calophyllum • Olive • Kukui • Ricin

Chaque huile possède ses propriétés et utilisations spécifiques : à vous de choisir celle qui correspond à vos besoins. 🌿

🇲🇬 Produits d’origine naturelle, fabriqués à Madagascar.

📩 Besoin de conseils pour choisir votre huile ?
Contactez-nous en message privé, nous vous aiderons à trouver celle qui vous convient.

🌿 Horisis — La beauté naturelle inspirée de Madagascar.

🌿✨ BEURRE DE KARITÉ SY BEURRE DE CACAO ✨🌿Omeo ny hoditrao sy ny volonao ny otrik'aina ilainy, amin’ny alalan’ireto beurr...
08/09/2026

🌿✨ BEURRE DE KARITÉ SY BEURRE DE CACAO ✨🌿

Omeo ny hoditrao sy ny volonao ny otrik'aina ilainy, amin’ny alalan’ireto beurre-anay 100 % natoraly ireto.

🤎 Beurre de Karité : mamelona, miaro ary manampy amin’ny fanarenana ny hoditra sy ny volo maina sy marefo.

🍫 Beurre de Cacao : manome hamandoana lalina, manalefaka ny hoditra sy ny volo ary manome fahalemena isan’andro.

✅ 100 % voajanahary
✅ Manankarena otrikaina tena ilaina
✅ Mety amin’ny karazan'oditra sy volo rehetra
✅ Kalitao premium, tsy mifangaro ✨
✅ Vita eto Madagasikara 🇲🇬

📦 Livraison Antananarivo sy manerana ny Nosy

📩 Mifandraisa aminay amin’ny hafatra privé (MP) raha toa ka mila fanazavana fanampiny na te handefa commande.

💚 Horisis – Ny tsara indrindra avy amin’ny natiora ho an’ny fahasalamanao 💫

23/08/2026
21/08/2026

📢 COMMUNIQUÉ 📢

Mandray anjara amin'ny foire festival " RODORODON'NY TANTSAHA" izahay amin'izao, ka noho izany dia mitsahitra aloha ny livraison mandritra izay fotoana izay, manasa anareo mpanjifa ho tonga any amin'ny kianjan'ny MAKI Andohotapenaka📍 ny 19-23 Aogositra raha toa ka te ahita ny produits mivantana ianareo.

Ho hitanareo amin'izany ny gammes sy ny produits rehetra izay nahafantarana ny HORISIS Madagascar hatramin'izay, ary hisy ihany koa ny PROMOTIONS maro isan'karazany ✨ izay hita mandritra ny foire festival.

Manasa anao ary ho tonga ao amin'ny stand 53 (vavahady fidirana ankavia, dia mandeha miankavanana) foire festival "RODORODON'NY TANTSAHA ny 19-23 Aogositra andininy faha-4, kianjan'ny MAKI Andohotapenaka.

Ny livraison rehetra dia miverina ny Talata 23 Aogositra ho avy izao.

🌿Izahay ato amin'ny Horisis&Cluster huiles essentielles de Madagascar dia faly mampafantatra anareo fa mandray anjara am...
19/08/2026

🌿Izahay ato amin'ny Horisis&Cluster huiles essentielles de Madagascar dia faly mampafantatra anareo fa mandray anjara amin'ny foire festival « rodorodon'ny tantsaha » izahay ny 19-23 Aôut, ao amin'ny stand 53.

🌿 Ahitanareo ny vokatra mivantana izay nahafantaranareo anay hatramin'izay, ahitanareo ny gamme sy ny promotions ihany koa

✨ Hisy ihany koa ny fizarana carte de fidélité maimaim-poana mandritra izay 5 andro izay ✨

Manasa anareo ho tonga maro 🌿

Safidio hatrany ny Vita Malagasy 🇲🇬

👉🏻 Vokatra 100% natotaly 🌿

Alcohol ❌ sulfate ❌ paraben ❌

- - team Horisis&Cluster Madagascar

🌿✨ DÉCOUVREZ NOS HUILES ESSENTIELLES BIO ✨🌿Vous aimez les soins naturels et souhaitez découvrir les bienfaits des plante...
15/08/2026

🌿✨ DÉCOUVREZ NOS HUILES ESSENTIELLES BIO ✨🌿

Vous aimez les soins naturels et souhaitez découvrir les bienfaits des plantes ? 🌱💚

Nous vous proposons une collection de 36 huiles essentielles, sélectionnées pour vous accompagner dans différents besoins du quotidien : bien-être, détente, soins naturels et aromathérapie. 🌿

🌸 37 variétés à découvrir :
Ravintsara • Citronnelle • Girofle • Ylang-Ylang • Cannelle • Mandravasarotra • Curcuma • Persil • Longoza • Vétiver • Katrafay • Menthe poivrée • Thym • Lavandin • Palmarosa • Niaouli • Citriodora • Patchouli • Hélichryse • Cyprès • Baie Rose • Géranium • Gingembre • Tea Tree • Romarin • Térébenthine • Poivre noire… et bien d’autres 🌿✨

✔️ Des plantes aux propriétés variées
✔️ Idéales pour enrichir votre routine naturelle
✔️ Une large sélection pour différents usages
✔️ Des senteurs et actifs naturels à explorer

📩 Écrivez-nous en MP pour connaître les huiles disponibles, leurs utilisations et leurs conseils d’emploi.

✨ Horisis & Cluster huiles essentielles – La nature au cœur de votre bien-être 🌿

Address

Andranomena Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349836071

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente Huiles Essentielles - Produits de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share