24/01/2024
💜 Cc daoly ooo 💜
Tonga indray izahay refa ela2 nangingina,sady mirary taona vao2 feno vola,fahasalamana,fahasambarana ho antsika rehetra 🎊🎆🎆
Reto indray ary ny haut mafinaritra kely,ho an'ny manja rehetra.
Tonga dia afaka manao réservation sur MP,na miantso mivantana ny laharan'ny pejy isika.
Mirary tontolo andro manja kely ho an'tsika rehetra 💜💜💜