Habit bébé bdb

Habit bébé bdb Tiako raha isika rehetra tsy an-kanavaka no ho tafita. Samià mahay dia samià tafita!

Lot num 4 spécial fa d an_dehilahy taille L _ iray ty ian an.✅️0Ar fa frais de livraison fotsiny no aloa 5.000Ar ho aniz...
15/06/2026

Lot num 4 spécial fa d an_dehilahy taille L _ iray ty ian an.
✅️0Ar fa frais de livraison fotsiny no aloa 5.000Ar ho anizay mipetraka Analakely na Tsaralalana na Antaninarenina
✅️Ataovy Jp haingana ary an

15/06/2026

Fizarana 0Ar _ lot akanjo 3 isa no 0Ar
Frais de livraison tokana 5.000Ar

15/06/2026

Ôdy ô!
✅️Efa misy mahita anilay vidéo nataoko lot 1 sy 2 v?
✅️Ito zao ny lot 3
✅️Efa mande tsikelikely an, d ho anizay livréna analakely, tsaralalana sy antaninarenina rahampitso alou zay ataoko androany
✅️D aza hadino koa manaraka live am 12h30 hatram 13h30 avy eo fa mbola tohizako ao lay fizarana 0Ar
✅️Tena aleo stop kely alou lay jp wera2, fa efa fizarana ito, d sans retour koa ty offre tsika ty.
🙏Misaotra indrindra anareo sahady manjifa
✅️Tonga d andefasako crédit 2.000Ar par mobile money zay manao meilleure partage live tsika isaky ny atoandro manomboka androany.

15/06/2026

Lot 2 _ 0Ar fa frais de livraison ian no aloa 5.000Ar ho anizay taille L sy ho anizay mipetraka manodidina analakely, tsaralalana, antaninarenina
L

15/06/2026

Lot 1 _ 0Ar fa frais de livraison no 5.000Ar _ zay taille S na M mipetraka ety analakely na tsaralalana na antaninarenina no mahazo azy.

15/06/2026

Bjr daholo!
✅️Sao d misy mahay mamerina live voafafan’ny fb fa misy ilako azy azfd?
Misaotra mialoha!

14/06/2026

Tena manao azfd re fa tapaka indray lay live teo 😭😭😭😭
✅️Tena mbola betsaka nefa lay entana ato d ts hitako ny atao nefa miverina manao live za ts mety tsoun 😭😭
✅️Tena manao azfd alou fa d ho anareo zay nanao partage alou d crédit no hozaraiko d amizay samy mahazo fa lay izy ary ts hitako tsoun lay live teo
✅️D’efa rahampitso indray zany sy hiezaka hanao live photos raha tratrako

Cc! ✅️tena miala tsiny reto tam lay live ts raikitra omaly fa Androany alahady am 11h tsika no hanao live fizarana 0Ar s...
14/06/2026

Cc!
✅️tena miala tsiny reto tam lay live ts raikitra omaly fa Androany alahady am 11h tsika no hanao live fizarana 0Ar sady tonga d ataoko varoBoba b fa prix entana lay amidy tonga d mora b daholo 0Ar à 10.000Ar ny lafo indrindra
✅️Araho koa ny livetsika fizarana 0Ar ny alatsinainy hatram zoma isaky ny am 12h30 hatram 13h30 : live lundi tonga d livréna mardi d ho anizay rehetra livraison Analakely, Antaninarenina, Tsaralalana; live Mardi livraison mercredi ho anizay rehetra livraison Ankadifotsy, Antanimena, Ambodivona; live Alakamisy tonga d livréna zoma ho anizay livraison Anosy, Mahamasina, Ampefiloha; live zoma tonga d livraison sabotsy ho anizay livraison péripherie raha betsaka. Frais de livraison 5.000Ar ian no aloanareo amin’io, ts aloa vola ny cadeau.
✅️Ho alefako miandalana eto ny fizarana 0Ar ho an’ny quartier sasany fa ho tetezintsika tsirairay avy fa d miomana zany nareo alou zay mipetraka manodidina analakely, antaninarenina, tsaralalana fa ianareo no isantarantsika azy am live lundi an.
✅️D araho ny page sy manaovà JP an.
✅️Zao d natao satria hoe nahazo maimaim_poana dia mizara maimaim_poana koa.
✅️Meilleure partage am livetsika am 11h00 avy eo tonga d mahazo mobile money 10.000Ar _ valiny lalao am Alarobia.

13/06/2026

Cc!
✅️Aiza daholo nareo fa hatombokantsika lay live tokony natao tam 15h00 sa ataontsika rahampitso alahady am 11h00 ndray?

Cc daholo!✅️Hanao live isika am sabotsy 13 juin 2026 à 15h00✅️Abonnéo haingana ny page fb Habit bébé bdb ✅️Hisy fizarana...
10/06/2026

Cc daholo!
✅️Hanao live isika am sabotsy 13 juin 2026 à 15h00
✅️Abonnéo haingana ny page fb Habit bébé bdb
✅️Hisy fizarana 50 cadeau 0Ar
✅️Hisy koa fizarana crédit 1.000Ar ho an’olona 10 zay tsara vintana mandritra an’io live io
✅️Hisy koa varotra lamba isankarazany an’olon_dehibe sy an’ankizy zay tena hoe fizarana manomboka 0Ar à 20.000Ar, hisy varotra poketra koa
✅️Frais de livraison 4.000Ar ny centre ville(analakely, antanimena, ankadifotsy, ankorondrano, ivandry, ...) _ 5.000 à 6.000Ar ny péripherie(anosizato, anosipatrana, itaosy, ivato, sabotsy namehana, tanjombato, ...)
✅️Meilleure partage mandritra an’io live io tonga d mahazo 10.000Ar aloa par mobile money
✅️Araho hatrany ny page fa manomboka am alatsinainy 15 juin isika mandra pahatapitry ny volana juin dia hanao live fizarana cadeau foana isaky ny am 12h30 hatram 13h30: atao isaky ny quartier _ frais de livraison 5.000Ar ian no aloa amin’io koa aza misaraka am page Habit bébé bdb ary e

Address

Soavimbahoaka
101

Telephone

+261340842521

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Habit bébé bdb posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share