Chop NAH

Chop NAH Salama tompoko👋
Faly mandray anareo ampitiavana be
Vonona hanome fahafaham-❤ ho anareo 😍😘

‼️❤️Jereo izay mety eee❤️‼️Sokafy tsirairay ny sary fa efa ao ny prix 📍
07/04/2024

‼️❤️Jereo izay mety eee❤️‼️
Sokafy tsirairay ny sary fa efa ao ny prix 📍

Maman An'izy Mianadah  NavaleAto eeee‼️
07/04/2024


Maman An'izy Mianadah Navale
Ato eeee‼️

Coucou
‼️Alefako ato daholo Ilay Sary ‼️
Mamy kely daholo le izy ato
Aza tara
Efa nataoko Prix mora 🥰😘📍

Coucou‼️Alefako ato daholo Ilay Sary ‼️Mamy kely daholo le izy ato Aza tara Efa nataoko Prix mora 🥰😘📍
07/04/2024

Coucou
‼️Alefako ato daholo Ilay Sary ‼️
Mamy kely daholo le izy ato
Aza tara
Efa nataoko Prix mora 🥰😘📍

26/03/2024

Salut daholo
👉Sady kilalao no hataoko maimaimpoana
👉Mitady olona 4 zah hanaovana onglerie💅
😉Izay vonona de miditra Mp
Pose maromaro no hatolotro fa ataoko hakitsapaka kely rehf Tonga aty amiko ianareo
Ambohitrimanjaka no misy ahy
❤️💓
Rapitso no hanaovako azy
Reto ny Ora 10h, 11h ,13h , 14h reo ny Ora izay mety amnzay afaka

19/03/2024

🚩FANAFODY TENDA MARARY (ENGINE)
Miarahaba anareo indray !

Taorian'ilay "fleur de fade" na baobab kely izay stabilisateur Tension, dia ity fanafody TENDA ity indray no ho zaraiko aminareo.
Ny ahy moa dia izay efa nataoko no tena zaraiko, ary matoa zaraiko dia nahomby.
👉Narary tenda ny zanako, dia ity fanafody natoron'ny mamako ahy rehefa marary tena ity no nokarakaraiko ho azy.
👉Mety ho an'ny sokajin-taona rehetra
1. IREO ZAVATRA ILAINA :
👉 Oditr'akondro
👉 Tantely

2. FOMBA FIKARAKARANA
👉 Dorana ilay oditr'akondro ( mety na dia afo charbon azana gaz ihany koa, na fatana petrol...ny tanjona dia mandoro ilay izy)
👉 Kikisana ilay may miloko mainty amin'ilay oditr'akondro dia mahazo vovony.
👉 Afangaro amin'ilay tantely ilay vovona oditr'akondro mainty (atao mifandanja ny habetsan'ny tantely sy ilay vovony)

3. FOMBA FIHINANANA AZY
👉 Maraina avy misakafo
👉 Atoandro avy misakafo
👉 Alina avy misalafo

NB : tsy tsakoina ilay izy fa tonga dia antelina avy hatrany
Aza hadinoina ny mi'brosy nify rehefa avy mihinana azy.

Mirary fahasalamana
🎯 Azo aparitaka sy zaraina

18/03/2024

Andao asintsika kilalao ato anaty page eee
😘🙏
Mipotra daholo izay liana

13/03/2024


1/asio vavaka arahin‘asa
2/miaina @fomba tsotra sy zay mampahazo aina tsara anao fa aza sahirana manenjika standing fa samy nomen‘Andriamanitra anjara ho azy!
3/manomboha miasa mafy manomboka ahitanao ity pub ity!
4/manaova economie ahenanao depense tsisy dikany sy tsy ilaina loatra(oh:lamaody.picnic.sns..)
5/miaritra kely aloha vao lahy kely hoy ny fitenena izay (manangona vola)
6/rehefa mividy tany dia manantona olona mpahay lalana momba izany tsy very vola ianao❗
7/manaova plan sy devis mba tsy enclaver ny projet anao
8/rehefa maka permis de construire fadio ny manao kolikoly fa ny mpiasa comune indray no hahavita trano alohanao!
9/rehefa hangady fototra aza manasa olona maro fa betsaka no hihatsara velatsihy @nao dia hialona ary ho avy hangatambola @nao isanandro fa fantany fa manambola ianao matoa manao trano🏡
10/rehefa haka mpanao trano dia jereo mivantana ny asa vitany
📢MITSODRANO NY PROJET ANAO HO VITA H@ FARANY AMPIO COMS ZAY MBOLA HITANAO FA MAHASOA ANTSIKA!

10/03/2024

LEHILAHY TSY HO DISO
NEFA KELY VOVOKAINA REHEFA TRATRA

Rehefa lehilahy mampirafy dia lazaina fa henjana ilay lehilahy fa mahazaka vehivavy betsaka , fa rehefa vehivavy no mampirafy dia lazaina fa p**e , tsy fakana taranaka 💔😢

Rehefa lehilahy tratra mampirafy dia miady kely dia mbola mandefitra foana ny vehivavy , fa rehefa vehivavy tratra mampirafy dia vita hatreo ny fiarahana .🥺

Nefa samy manana fo marary izao ihany , tsy voatery io , fa amin'ny ankapobeny dia izay no zava-misy eo amin'ny fiaraha-monina , matetika vehivavy foana no mahazo tsiny lazaina fa maditra , tsy faka taranaka rehefa mitady ny hafa izy , nefa ohabolana malagasy mihitsy miteny oe " Vy tsy mikitrana irery" misy antony ao ,raha voakarakara nao tsara izy , io tsy mitady ny hafa izany . 👌

Hafatra ho anareo lehilahy : Atsaraho ny fanenjehana vehivavy etsy sy eroa , ny zavatra tsy tianao atao amin'ny tenanao aza atao amin'ny hafa ❤️

09/03/2024

Aiza I sipa manja kely💔?Aiza ny bandy bgs iny😤? Aiza ny bandy Manambola be iny😭?Aiza ny Miliaridera be iny💔?.AiZa ny President 🥺? Ny fiainana anie ka otrany zao eh aza miavona aza manavaka ny hafa aza miahatsaravelatsihy 🤝! Mifankatiava ry namako Ka ts misy ny maha anao anao refa maty de mitovy daholo...

08/03/2024

TAHIO NY VADIKO

Tahio ny vadiko Andriamanitra
mba hazoto sy haharitra
amin'ny zavatra ataony sy ny asa izay atrehiny,
mba hahita fahombiazana amin'ny toerana alehany.

Tahio hitombo ny finoany,
ka Ianao no hotsaroany
na sendra ady sarotra na sendra fifaliana
na tojo ny tsy telina na tojo ny iriana.

Tahio ny vadiko Jesoa
mba hanana fiadanam-po,
mba hanana fanantenana amin'ny zavatra isasarana,
hatanjaka sy ho salama, tsy ilaozam-pahasambarana...

Amen🙏🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chop NAH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share