Quincaillerie Sandratra Construction

Quincaillerie Sandratra Construction QUINCAILLERIE SANDRATRA : FER TURKEY 1er CHOIX - FER INDE - CIMENT - TUBE ROND - TUBE CARRÉ - TUBE RECTANGLE - TPN - FER CORNIÈRE !

🔥🔥 ARRIVAGE FOANA E! 🔥🔥💥 PRIX REVENDEUR— VITA NY TRANO! 💥🏗️ TUBE ROND🔩 FER ROND INDE 🇮🇳🔩 FER ROND TURKEY 🇹🇷📐 CORNIÈRE…ar...
10/09/2026

🔥🔥 ARRIVAGE FOANA E! 🔥🔥💥 PRIX REVENDEUR— VITA NY TRANO! 💥
🏗️ TUBE ROND🔩 FER ROND INDE 🇮🇳🔩 FER ROND TURKEY 🇹🇷📐 CORNIÈRE…ary izay rehetra ilainareo amin’ny construction dia misy ato aminay! 💯
🚚 Tsy adinonay mihitsy ianareo any amin’ny FARITRA! ❤️Efa maro be ireo mpanjifa maka en gros ka aza tara! 🔥
📦 Mila quantité betsaka?💰 Mitady PRIX TSARA?👉 ALEFASO ARAKA IZAY NY COMMANDE ANAREO! 📲🔥
💯 Sandratra CONSTRUCTION — Arrivage & Prix milay foana!

🔥🔥 ARRIVAGE FOANA E! 🔥🔥💥 PRIX REVENDEUR— VITA NY TRANO! 💥🏗️ TUBE ROND🔩 FER ROND INDE 🇮🇳🔩 FER ROND TURKEY 🇹🇷📐 CORNIÈRE…ar...
10/09/2026

🔥🔥 ARRIVAGE FOANA E! 🔥🔥💥 PRIX REVENDEUR— VITA NY TRANO! 💥
🏗️ TUBE ROND🔩 FER ROND INDE 🇮🇳🔩 FER ROND TURKEY 🇹🇷📐 CORNIÈRE…ary izay rehetra ilainareo amin’ny construction dia misy ato aminay! 💯
🚚 Tsy adinonay mihitsy ianareo any amin’ny FARITRA! ❤️Efa maro be ireo mpanjifa maka en gros ka aza tara! 🔥
📦 Mila quantité betsaka?💰 Mitady PRIX TSARA?👉 ALEFASO ARAKA IZAY NY COMMANDE ANAREO! 📲🔥
💯 Sandratra CONSTRUCTION — Arrivage & Prix milay foana!
MP avy hatrany ary e!

🚨🔥 ALERTE : PROMOTION BE OOH ! 🔥🚨📢 ARRIVAGE VAOVAO !Tonga ny entana vaovao… ary PROMOTION BE avy hatrany ! 🥳🎉🏠 TÔLE ISAN...
07/09/2026

🚨🔥 ALERTE : PROMOTION BE OOH ! 🔥🚨

📢 ARRIVAGE VAOVAO !
Tonga ny entana vaovao… ary PROMOTION BE avy hatrany ! 🥳🎉

🏠 TÔLE ISAN-KARAZANY 🏠
✅ Mety amin’ny toetr’andro rehetra ☀️🌧️❄️
💪 Mafy sy mateza tsara, indrindra ho anareo any amin’ny faritra
📏 Épaisseur manaraka norme tsara 👍
⭐ Kalitao tsara, azo itokisana !

🔥 Aza miandry ela fa PROMOTION izao !
📩 Alefaso ary ny commande-nao ! 💯🛒

🚚 Arrivage vaovao — Stock disponible !
🥳 PROMOTION BE OOH, aza adino ! 🔥

🔩 Ho an’izay mitady TUBE RECT mifanaraka amin’ny chantier-ny!Ao amin’ny Quincaillerie Sandratra Construction, misy TUBE ...
18/08/2026

🔩 Ho an’izay mitady TUBE RECT mifanaraka amin’ny chantier-ny!

Ao amin’ny Quincaillerie Sandratra Construction, misy TUBE RECT 5,80 m amin’ny dimensions samihafa, mety amin’ny asa fanorenana sy asa metaly maro.

💪 Matanjaka, maharitra ary azo itokisana, mety amin’ny ossature métallique, portail, clôture, charpente ary asa hafa.

📏 Dimensions maro azo isafidianana, arakaraka ny zavatra ilainao.

👉 Jereo ny tableau hahitanao ny dimension sy ny prix mifanaraka amin’ny modèle tsirairay.

📞 Raha mila fanazavana na hanao commande :
034 84 096 39 | 032 09 923 41

📍 Quincaillerie Sandratra Construction
Ny fitaovana tsara no fototry ny fanorenana matanjaka sy maharitra. 🔨🏗️

Mila TPN matanjaka sy azo antoka ho an’ny chantier-nao ve ianao?Ny TPN 1m sur 2 dia mety amin’ny asa fanorenana isan-kar...
18/08/2026

Mila TPN matanjaka sy azo antoka ho an’ny chantier-nao ve ianao?
Ny TPN 1m sur 2 dia mety amin’ny asa fanorenana isan-karazany, indrindra rehefa mila fitaovana matanjaka, tsara kalitao ary maharitra.

Hita amin’ny épaisseurs maro izy, ka afaka misafidy arakaraka ny karazana asa sy ny zavatra ilainao.

💪 Matanjaka sy maharitra
🏠 Mety amin’ny asa fanorenana
✅ Kalitao natao haharitra
🤝 Serivisy azo itokisana

Aza misafidy fitaovana fotsiny, fa fidio izay tena mety amin’ny chantier-nao.

📞 Raha mila fanazavana na commande :
034 84 096 39 | 032 09 923 41

📍 Quincaillerie Sandratra Construction
TPN tsara kalitao ho an’ny construction solide 🔨

🔥 **FER TURKEY & FER INDE** 🏗️💪Mitady **fer tsara kalitao, matanjaka ary maharitra** ho an’ny chantier-nao ve ianao?🇹🇷 *...
17/08/2026

🔥 **FER TURKEY & FER INDE** 🏗️💪

Mitady **fer tsara kalitao, matanjaka ary maharitra** ho an’ny chantier-nao ve ianao?

🇹🇷 **FER TURKEY 11M80**
🇮🇳 **FER INDE 12M**

✅ Matanjaka sy maharitra
✅ Kalitao azo itokisana
✅ Mety amin’ny asa fanorenana isan-karazany

📞 **034 84 096 39 | 032 09 923 41**
📍 **QUINCAILLERIE SANDRATRA CONSTRUCTION**

🏗️ **FER TSARA = FANORENANA MATANJAKA!**

🏗️ Manao ahoana ny kalitaon’ny fitaovana ampiasainao amin’ny chantier?Ao amin’ny Quincaillerie Sandratra Construction, d...
17/08/2026

🏗️ Manao ahoana ny kalitaon’ny fitaovana ampiasainao amin’ny chantier?

Ao amin’ny Quincaillerie Sandratra Construction, dia misy FIL RECuit sy POINTE tsara kalitao, matanjaka ary mety amin’ny asa fanorenana isan-karazany.

🔩 FIL RECuit / KG
➡️ 1 kg : 7 000 Ar

🔩 POINTE / KG
➡️ 3 à 12 : 7 000 Ar

Safidio ny fitaovana matanjaka sy azo itokisana, mba hahazoana vokatra tsara sy maharitra amin’ny chantier-nao.

✅ Qualité
✅ Solidité
✅ Confiance

📞 Contactez-nous :
034 84 096 39 | 032 09 923 41

Quincaillerie Sandratra Construction — Ho an’ny chantier-nao rehetra !

🔥 MITADY FER CORNIER MATANJAKA SY MAHARITRA HO AN’NY CHANTIER-NAO VE IANAO? 🏗️Efa misy eto amin’ny Quincaillerie Sandrat...
17/08/2026

🔥 MITADY FER CORNIER MATANJAKA SY MAHARITRA HO AN’NY CHANTIER-NAO VE IANAO? 🏗️

Efa misy eto amin’ny Quincaillerie Sandratra Construction ny FER CORNIER, amin’ny longueur 5,80 m 🔩💪 — mety tsara amin’ny construction sy asa maro samihafa.

📌 Misy dimensions maro azo isafidianana ary ny prix tsirairay dia efa hita eo amin’ny sary 👀
✅ Kalitao tsara
✅ Matanjaka & maharitra
✅ Mety amin’ny chantier isan-karazany

📞 Raha mila commande na fanazavana fanampiny :
📲 034 84 096 39
📲 032 09 923 41

🏗️ Quincaillerie Sandratra Construction
Ny chantier matanjaka dia manomboka amin’ny matériaux tsara.

👉Ampiasa tube rond ve ianao , ireto misy karazany ?Raha mila Tube Rond ho an'ny chantier na asa kelikely kokoa ianao, di...
17/08/2026

👉Ampiasa tube rond ve ianao , ireto misy karazany ?

Raha mila Tube Rond ho an'ny chantier na asa kelikely kokoa ianao, dia misy eto amin'ny Quincaillerie Sandratra Construction ny Tube Rond 5,80m, miaraka amin'ny épaisseur samihafa arakaraka ny asa ilainao

✔️ Épaisseur 0,9mm – 5,80m
✔️ Épaisseur 1,2mm – 5,80m
✔️ Épaisseur 1,5mm – 5,80m
✔️ Misy dimension maromaro azo isafidianana
✔️ Mety amin'ny chantier sy asa fabrication

📌 Efa hita ao amin'ny sary ny prix, ka jereo fotsiny izay dimension sy épaisseur mety aminao.
mandefasa mp ary raha anao commande na miantsoa ny :

📲 034 84 096 39
📲 032 09 923 41

QUINCAILLERIE SANDRATRA CONSTRUCTION

🔩 TUBE CARRÉ – NY SAFIDY HO AN’NY ASA MAHATANTY!Ho an’izay mitady fitaovana matanjaka sy azo itokisana amin’ny construct...
11/08/2026

🔩 TUBE CARRÉ – NY SAFIDY HO AN’NY ASA MAHATANTY!

Ho an’izay mitady fitaovana matanjaka sy azo itokisana amin’ny construction sy fabrication métallique, ny Tube Carré dia tena ilaina! 💪

✔️ Matanjaka sy maharitra
✔️ Azo ampiasaina amin’ny portail, clôture, grille, charpente, garde-corps ary maro hafa
✔️ Mora karakaraina sy soudage
✔️ Mety amin’ny asa kely na projet lehibe

🏗️ Manamboatra, manavao na manorina ve ianao? Aza adino ny Tube Carré!

📩 Antsoy izahay na mandefa MP raha mila fanazavana fanampiny

Address

Antananarivo
101

Telephone

261348409639

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Quincaillerie Sandratra Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share