Sweet Bazar

Sweet Bazar Tongasoa eto aminy Pejy 💖

🍀 Fizarana mahasoa avy aminy ravina SOSETY 🍀        Fantatrao ve fa tena maro ny voka-tsoa entiny fisotroana ravina SOSE...
30/04/2025

🍀 Fizarana mahasoa avy aminy ravina SOSETY 🍀

Fantatrao ve fa tena maro ny voka-tsoa entiny fisotroana ravina SOSETY ?

✅️ Manampy aminy fanalefahana ny diabète

✅️ Manampy aminy hery fiarovana (immunité) ahitana antioxidant sy vitamine C

✅️Mampihena tosidrà ( mety tsara aminy vehivavy bevoka izay be sira ka mivonto ny tongotra )

✅️Manadio rà

✅️Manatsara fandevonan-kanina

✅️ Mety tsara ho anti-inflammatoires
Mampihena fivontosana nohon sira be loatra na ny aretina maro hafa izy aminy fananany singa miavaka .

🔴 Fomba fikarakarana azy 🔴
Alaina ny ravina 3 na 5 eo dia ampangotrahana aminy rano 1.5L mandrtrany 10 ka hatraminy 15 minitra eo.

✅️ Misotro iray na roa vera isanandro tsy atao mihoatra ary isa-maraina ihany , misotro rano tsotra mahazatra aorinan izay ✅️

Mirary soa ho antsika rehetra , zarazarao ho hitany hafa fa mety mahasoa azy ireo 💗

Arao foana ny pejy

🥰 coucou 🥰 ❌️ Miala tsiny fa tena tara be ilay fizarana ry zareo a , idirako ny commentaire an izay nahazo ilay Crédit  ...
29/04/2025

🥰 coucou 🥰

❌️ Miala tsiny fa tena tara be ilay fizarana ry zareo a , idirako ny commentaire an izay nahazo ilay Crédit an ❌️

🔴 Aza miala lavitra fa ho avy ny fizarana manararaka 🔴

Vola indray no ho zaraintsika manaraka eo 💗

😀Ela tsy hita 🤭Kilalao kely ary aloha alohany hanokafantsika fiainana vaovao ato aminy Pejy e.Crédit 20 no ho zaraina am...
28/04/2025

😀Ela tsy hita 🤭

Kilalao kely ary aloha alohany hanokafantsika fiainana vaovao ato aminy Pejy e.

Crédit 20 no ho zaraina aminy olona 10 samy mahazo 2 avy.

Condition kely ftsn
🟥 Abonneo ny page tsika 🟥
💗 partageo aminy mur nao ty publication ty
💗 Asaio ny namana 10 i J aime ny page sny commentaire nao

⛔️Izay commentaire 10 mahazo réaction 10 na mihoatra no idirako mp omeko ilay Crédit 2 avy.

Efa hitany be zany Crédit 2000ar bôjo zany kosa e 😂 Rahampitso aminy 12 ora atoandro ny andefasako azy

🟥 50.000ar Bôjo indray no ho zaraina aorianan ito 🟥

10/12/2022

Ze kasaina ataov Amin fo❤️💕

De aza adino ny mivavak🤙

27/10/2022

🔐🙄❤️aleo Aho less itomany loa🥺😫💔

Androan fontsin🥺💔 koun aa😫

23/10/2022

Tsarovy Aho❤️❤️

Ref misaraka nareo 🥺❤️🤧

21/10/2022

Nona Aho🥴🔐🤧

Vo eo nametraka sotto nefa㊙️🙄

Ts iza ts iza🤧fa I M🥴❤️

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261349579258

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sweet Bazar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share