Les Barquettes Double-K

Les Barquettes Double-K TONGASOA
Effet Double-K no atolotray ho anao
Satria ho KALIANA ianareo sady ho KOLOINA ☺

26/05/2026

Des Pô (Mamy ou Masira) by Double-k 🤤😉

Bonne semaine Jiaby 🌹

26/05/2025

😁 Happy Day 🫡

🌹Assez simple mais avec Amour

Be happy Foana o ❤️🎯🌹
- - -
❣️‼️

🌹Arabaina ny reny rehetra 🌹Et si je vous dis , bon appétit 😘 Ho anina miaraka amin'inona ary zao io ra nareo?Poulet laqu...
25/05/2025

🌹Arabaina ny reny rehetra 🌹

Et si je vous dis , bon appétit 😘
Ho anina miaraka amin'inona ary zao io ra nareo?

Poulet laqué par le padre 😋 .Merci à notre fournisseur de poulet (tsy nety mentionné fa afaka maka any aminy aminy nareo fa tena 👌 ny poulet any) dia maka anle macération aty amnay dia vita ny chocolat 😝🤗🎯

"Bonne fête à toutes les mamans, que cette journée soit remplie d’amour, de douceur et de saveur"
25/05/2025

"Bonne fête à toutes les mamans, que cette journée soit remplie d’amour, de douceur et de saveur"

Tsara mandry aby aro 😴Nenay ato mbola tatara be amzao peinture peinture 🫟 tsy mety vita izao 😅Tomorrow koa Day
16/05/2025

Tsara mandry aby aro 😴

Nenay ato mbola tatara be amzao peinture peinture 🫟 tsy mety vita izao 😅

Tomorrow koa Day

😁 Happy Day 😊 Pomme frite , tena oe zavatra farany tiany Kaliana kelinay ty 😅🥰Mirary zoma mafinaritra daholo ❣️
16/05/2025

😁 Happy Day 😊

Pomme frite , tena oe zavatra farany tiany Kaliana kelinay ty 😅🥰

Mirary zoma mafinaritra daholo ❣️

☘️ Happy Day 😁Misy mankafy ve? Sorony&crevette 🤤😋Otrany aona ny fanaovanzreo azy? 🤗
06/04/2025

☘️ Happy Day 😁

Misy mankafy ve? Sorony&crevette 🤤😋

Otrany aona ny fanaovanzreo azy? 🤗

🚚 Happy Day 🫡Livraison livraison ô , livrernery doubleKFa tena enjana Ilay manenjika anle commande tsa-tsiou 🙈😁Passez co...
23/03/2025

🚚 Happy Day 🫡

Livraison livraison ô , livrernery doubleK

Fa tena enjana Ilay manenjika anle commande tsa-tsiou 🙈😁

Passez commande fona na izany e ☘️

_ _ _

034 51 001 67

_ _ _
́ ❣️🌹 ́e

👋 Happy Day 😁Bon vendredi daholo ôDemain a partir 11h ny livraison anareo tsy adinonay ka 😁🙏Zoma zolizoli an-dakozy 😅🥰_ ...
21/03/2025

👋 Happy Day 😁

Bon vendredi daholo ô

Demain a partir 11h ny livraison anareo tsy adinonay ka 😁🙏

Zoma zolizoli an-dakozy 😅🥰

_ _ _
́ **ococo

🙃 Happy Day 🥰Tsy mora ge ny mi-seduire anreo reto e 😅_ _ _     **ococo  ́
19/03/2025

🙃 Happy Day 🥰

Tsy mora ge ny mi-seduire anreo reto e 😅

_ _ _
**ococo ́

😁 Happy Day 🤩Ina Ary reto livraison anay reto ô? Manasa foana ô_ _ _🐷  034 51 0001 67 (tsa-tsiou,laqué ou macération laq...
16/03/2025

😁 Happy Day 🤩

Ina Ary reto livraison anay reto ô?

Manasa foana ô
_ _ _

🐷 034 51 0001 67 (tsa-tsiou,laqué ou macération laqué , misao)
🥘 037 50 256 98 (bajia , nem , m**o coco ,poulet frite, cacapigeon)

_ _ _
́ **ococo

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 19:30
Tuesday 07:30 - 19:30
Wednesday 07:30 - 19:30
Thursday 07:30 - 19:30
Friday 07:30 - 19:30
Saturday 07:30 - 19:30

Telephone

+261340420619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Barquettes Double-K posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Les Barquettes Double-K:

Shortcuts

Share