06/03/2026
YAS STORE BEHORIRIKA โค๏ธโค๏ธ
๐ฒ๐ZARA KADOA natokana ho an'ny vehivavy mahavita azy !๐ฒ๐
Miavaka be ny promo amin'ity 8 martsa ity satria fihenam-bidy be ireo gamme ZTE Yas. ๐คฉ
Jifaina manomboka ny 199 000 Ar fotsiny izany ny 6 ka hatramin'ny 8 Martsa izao.
โ
Sady mbola miampy bonus data 5Go zaraina isam-bolana mandritra ny 6 volana.๐
Tongava haingana ary ato @ Yas Store behoririka !๐ฏ