18/02/2026
✨ Smartphone Mini
Manolotra smartphone kely habe nefa feno teknolojia maoderina izahay: ny S25 Mini sy ny 16 Pro Max Mini. Natao ho an'izay mitady fitaovana mora entina, haingam-pandeha, ary azo antoka.
✅ Système Android (mandeha milamina sy mora ampiasaina)
✅ Tambajotra 5G
✅ Dual SIM
✅ Reconnaissance faciale
✅ Endrika maoderina
✅ Habe kely (mora entina sy ampidirina anaty paosy)
Afaka hanaovana facebook, tiktok, whatsapp, Instagram,jeux vidéo sns....
💰 Vidiny manokana: 225 000 Ar monja!
⚠️ Aza adino:
📦 Kely ny stock
📍 Azonao jerena mivantana ao amin’ny:
• Magasin TIA – Box 18 Analakely
• Mandrosobe Center – Box 108 Analakely
📞 Phone: 034 62 804 19 / 034 72 998 81