06/02/2024
TSY MAINTSY MIALA NY TAVY‼️ ANDAO ANINTSAN'AZY EEE‼️
-Tolotra vaovao zaraina amintsika @ sarany mora :
🎥 VIDEO AEROBIC🎥 miisa 5 izay manana alavany 15minitra, 20minitra sy 30minitra karazany.✅
Ao ny kotrana atao rehefa vao mifoha @ maraina, ny kotrana atao rehefa mavesatra avy nisakafo ary rehefa alina andeha hatory.
Sport...
Zumba danse...
abdomino...
cardio...
Mety tsara indrindra ho an'ny olona efa mahazohazo taona satria tsy misotisoty be na miondrikondrika, fa excerice mitsangana daoly.
TSY mifidy na lehilahy na vehivavy fa tsy maintsy miala io tavy kibo io, io tavin-tsandry io, io tavim-pe io...💪❤️🔥
TSY mivoaka ny trano tsika fa ato an-trano ihany de efa mavita azy ee💪❤️🔥
sarany : 10.000ar
MP ary miresaka.😉🙌