Tatianah Shop

Tatianah Shop "Miarahaba anao tompoko"
Ny mora indrindra🩷 ny tsara indrindra🩷
Tongasoa eto amin'ny pejy😍
🛵Livraison uniquement
☎️+261384013173

❌15 000Ar❌ Veilleuse LED intelligente – 3 types de lumière✅ Livraison partout à Madagascar ❗❗❗ 📞0384013173
19/01/2026

❌15 000Ar❌ Veilleuse LED intelligente – 3 types de lumière✅
Livraison partout à Madagascar ❗❗❗
📞0384013173

❌38000Ar seulement ❌ Iza avy Ilay niandry an'ity Mini machine à coudre ity 😍 Efa nahatonga  izahay 🥰0384013173
19/01/2026

❌38000Ar seulement ❌ Iza avy Ilay niandry an'ity Mini machine à coudre ity 😍 Efa nahatonga izahay 🥰
0384013173

❌38 000Ar❌ Mini cuisseur de riz 1,5litre ✅ Mazaka Vary 1,5kapoaka , afaka handrahoina loka , hanendasana ihany koa ,tsy ...
16/01/2026

❌38 000Ar❌ Mini cuisseur de riz 1,5litre ✅ Mazaka Vary 1,5kapoaka , afaka handrahoina loka , hanendasana ihany koa ,tsy mandany jiro 🚫
Livraison disponible dans toute Madagascar
Contact: 0384013173

❌23000Ar fotsiny ❌ Izay vao Tonga kia ity 😍😍Tena tsara nefa mora 😍  Livraison disponible dans toute Madagascar 📞03840131...
16/01/2026

❌23000Ar fotsiny ❌ Izay vao Tonga kia ity 😍😍Tena tsara nefa mora 😍
Livraison disponible dans toute Madagascar
📞0384013173

Indraindray ny fiainana dia toy ny alina maizina be.Tsy hitantsika intsony izay lalana, tsy re intsony izay feo mampaher...
13/01/2026

Indraindray ny fiainana dia toy ny alina maizina be.
Tsy hitantsika intsony izay lalana, tsy re intsony izay feo mampahery, ary ny fo toa mavesatra loatra ka sarotra entina.

Fa tadidio izao:
👉 Tsy misy alina maharitra mandrakizay.
✅Na maizina toy inona aza ny alina, dia tsy maintsy mipoitra ny maraina.
✅Toy ny voa afenina anaty tany ny olona kivy sy lavo.
✅Raha mijery ivelany, dia toy ny very, toy ny potika, toy ny tsy misy ilàna azy.
🔥Kanefa ao anatin’ny haizina sy ny fahanginana no iomanan’ny fiainana vaovao.
🔥Tsy potika ilay voa, fa miova endrika mba hahafahany mitsimoka.
🔥Raha lavo ianao androany,
tsy midika izany fa resy.
🔥Raha reraka ianao,
tsy midika izany fa tapitra.
🔥Ary raha mitomany ianao, tsy midika izany fa malemy, fa olona mbola manantena.
👉 Ny ratra tsy natao hamono, fa natao hampahatsiahy fa mbola velona.
👉 Ny fahatarana tsy fandavana, fa fanomanana.
👉 Ny fahoriana tsy sazy foana, fa indraindray lesona mampahery.
🔥Mety tsy hitanao izao ny antony iainanao izany rehetra izany.

💪Mety ho very hevitra ianao, mety ho kivy, mety ho ketraka ara-moraly.
💪Fa misy andro ho avy izay hijerenao an’izao fotoana izao,ka hitenenanao hoe:
💪“Raha tsy nandalo an’io aho, tsy ho toy izao aho ankehitriny.”
💪Aza kivy.
💪Aza manary tena.
✅Aza mamono ny nofinao satria andro ratsy iray monja.

🌅 Mbola hisy maraina vaovao, milay kokoa noho ny omaly.
🔥Mbola hisy hery hiverina.
🔥Mbola hisy tsiky hipoitra.
🔥Mbola hisy tantara tsara soratana amin’ny fiainanao.
🔥Raha mbola miaina ianao androany,dia satria mbola tsy tapitra ny tantaranao.
🔥Mahereza hatrany.
Ny hazavana efa eo an-dalana. 💛

Ny olona mahery indrindra sy nahomby indrindra dia nandalo sedra mamaivay sy fitsapana mafy, tsy nilavo lefona fa nijoro satria manana finoana sy manana an'Andriamanitra..

Mahereza ianao, vitanao io 💪

❌23 000Ar❌ Efa Tonga kia Neny ity 😍 Tena maharitra be mihintsy ity 😍 Efa disponible indray🥰Mandefa any amin'ny faritra r...
13/01/2026

❌23 000Ar❌ Efa Tonga kia Neny ity 😍 Tena maharitra be mihintsy ity 😍 Efa disponible indray🥰
Mandefa any amin'ny faritra rehetra ❗❗❗
📞0384013173

❌18000Ar❌ Ensemble de 5 récipients de conservation alimentaire en acier inoxydable✅ 📞0384013173
12/01/2026

❌18000Ar❌ Ensemble de 5 récipients de conservation alimentaire en acier inoxydable✅
📞0384013173

❌21000Ar❌ Imperméable pour moto une place ✅ Livraison partout à Madagascar ❗❗❗ 📞0384013173
11/01/2026

❌21000Ar❌ Imperméable pour moto une place ✅
Livraison partout à Madagascar ❗❗❗
📞0384013173

❌23000Ar ❌ Tena hoe izay mivoaka tsara avokoa 🥰 Malefaka be mihintsy 😍 Izay mandefa confirmation voalohany ihany 🥰
09/01/2026

❌23000Ar ❌ Tena hoe izay mivoaka tsara avokoa 🥰 Malefaka be mihintsy 😍 Izay mandefa confirmation voalohany ihany 🥰

❌23 000Ar ❌ 180cm *20cm✅ Roa ihany koa no disponible amin'ity 😍Izay roa mandefa confirmation voalohany 🥰
09/01/2026

❌23 000Ar ❌ 180cm *20cm✅ Roa ihany koa no disponible amin'ity 😍Izay roa mandefa confirmation voalohany 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatianah Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share