Mamïi Kely

Mamïi Kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mamïi Kely, Shopping & retail, En face du BMH, Antananarivo.

13/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Norosoa Lalao, Letychio Letychia, Mamy N'yainah Arimbola Fanomezantsoa, Doxi Officialle, Yõn Ship Rf, Tyah Mael

Izy aloha no tsara vintana tamle crédit, 🙏de ialana tsiny fa tsy mande mints ny app tirage,, ao fa mbola ho maro ny lala...
19/10/2025

Izy aloha no tsara vintana tamle crédit, 🙏de ialana tsiny fa tsy mande mints ny app tirage,, ao fa mbola ho maro ny lalao fa araho ny pejy🥰

😊Ireo ianareo no tsy misy réaction, nefa ny application tirage tsika mihitsoka de somary manahirana ny anao azy😊,
18/10/2025

😊Ireo ianareo no tsy misy réaction, nefa ny application tirage tsika mihitsoka de somary manahirana ny anao azy😊,

😘Crédit ho an'i zay commentaire tsy misy réaction rampitso toy izao, Go, abonné nefa an🥰
17/10/2025

😘Crédit ho an'i zay commentaire tsy misy réaction rampitso toy izao, Go, abonné nefa an🥰

👉Niu Rak  Izy ary no tsara vintana t@ ity lalao ity indray, de mbola maro be ny lalao ataontsika eo fa aza malahelo an😘,...
17/10/2025

👉Niu Rak Izy ary no tsara vintana t@ ity lalao ity indray, de mbola maro be ny lalao ataontsika eo fa aza malahelo an😘,, manasa anao hiditra mp ary ☺️

17/10/2025

Coucou ☺️, tena tsy mety daholo zareo le app fanaovana tirage a, mety aminareo ve raha izay commentaire voatsindry eo no anaovana ny fisarihana sa aona no mety aminareo 😘 ?

16/10/2025

💪Izay meilleur partage de mahazo crédits chaque fin de semaine an😘❤️

😱Prix impossible fa de à partir ny 500ar(ie dimanjato ariary oa) indray dia mahazo akanjon'ankizy ato aminay🥰. Détails s...
16/10/2025

😱Prix impossible fa de à partir ny 500ar(ie dimanjato ariary oa) indray dia mahazo akanjon'ankizy ato aminay🥰.
Détails sous chaque photo,
Manoa livraison afaka récupérena koa
📞0343677754
0342899214

🎉JP montre avy hatrany ary🥰     Satria ela be isika tsy nihaona de izay tsara vintana @ nareo indray ary mahazo azy ity😊...
15/10/2025

🎉JP montre avy hatrany ary🥰
Satria ela be isika tsy nihaona de izay tsara vintana @ nareo indray ary mahazo azy ity😊@ zoma ho avy izao no anaovan_tsika ny fisarihana
Condition :👉mila abonné @ page
👉 Publiéo en mode public ity publication ity
👉mentionnéo namana 10
Ndao ary e, Misy articles mamii kely ho avoakako eo an😘

🥰Derao AndriamanitraDerao Izy fa mbola tafafoha ianao🥺Derao lzy fa mbola isan'ny velona ianaoDerao Izy fa mbola mitafy s...
19/07/2025

🥰Derao Andriamanitra
Derao Izy fa mbola tafafoha ianao🥺
Derao lzy fa mbola isan'ny velona ianao
Derao Izy fa mbola mitafy sy mihinana ianao☺️
Derao lzy fa manana fahafahana mianatra, mampiana_janaka ary miasa ianao 😍
Maro be ny antony mbola tokony hideranao an'Andriamanitra, aza mangina fa andao hisaotra, hidera andao hanandratra Azy indrindra 💖

😱Liquidation 10000ar🥰 ❤️Suèdine mamii kely sady mora be😻Mp aingana 📞0343677754
15/07/2025

😱Liquidation 10000ar🥰
❤️Suèdine mamii kely sady mora be😻
Mp aingana 📞0343677754

✨✨💥Arrivage bombers femme                                                   Homme🥰 Taille sur chaque photo 👌💌Mp na📞03436...
11/07/2025

✨✨💥Arrivage bombers femme
Homme
🥰 Taille sur chaque photo 👌
💌Mp na📞0343677754
🚐Livraison possible

Address

En Face Du BMH
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamïi Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share