03/05/2024
Bonjour daholo🥰
Arovy ny tarehy fa maina ny andro😘
Casquette sans motifs,tsy mifidy na lahy na vavy🥰
10.000ar/50.000fmg/1alina ariary😘
Toerana:Analamahitsy-Ampefiloha-Ampaneva(Talata volonondry),afaka manao livraison amin'ny toerana rehetra ihany koa(Asabotsy)
Ireto no couleur
Mp raha liana🥰