ONJA MAmpita

ONJA MAmpita Mpivarotra fanafody atao amin'ny fambolena Mpanoratra Tononkalo

tssisy kozy fa MBA partageo ho tratra n 5k🤣🤣🤣🤣
28/07/2026

tssisy kozy fa MBA partageo ho tratra n 5k🤣🤣🤣🤣

🤣🤣Jereo tsara Ty sary ity.👃mandainga ianao raha tsy nisafo ny oronao.🤣n'a nahatsapa fa misy manelingelina EO amin'ny oro...
10/07/2026

🤣🤣Jereo tsara Ty sary ity.👃
mandainga ianao raha tsy nisafo ny oronao.🤣
n'a nahatsapa fa misy manelingelina EO amin'ny orona👃

09/07/2026

LOZAA😱SOA IHANY FA NISY NY FB📱

TETO DIA HITA FA TSARA NY FB🤣🤣🤣🤣
jereo hatramin'ny farany Dia aza Adino 👍s'y partage merciiiii😘😘😘

09/07/2026
tononkalo ho anareo mpamboly 🤣🤣🤣Sababaka maditrySababaka ô, biby maditry,Tsy mamboly fa mihinagna mandrakariva.Lojy ndre...
06/07/2026

tononkalo ho anareo mpamboly 🤣🤣🤣

Sababaka maditry

Sababaka ô, biby maditry,
Tsy mamboly fa mihinagna mandrakariva.
Lojy ndreky voatsoroko vao mitsiry,
Dia laninao tsy misy antra mihitsy.

Katsaka ndreky tsaramaso mamelana,
Agnao tonga mihinagna maray, hariva ndreky mantsagna.
Ny ravina maitso manjary tombatombaka,
Ny tantsaha mizaha foagna, mitana sôra.

Vary koa tsy avelanao,
Mbola tanora dia efa tsakotsakoinao.
Mivoaka amin'ny alina agnao maro loatra,
Karaha vahiny tsy nantsoin'olo.

Hoy ny tantsaha:
"Ry sababaka, aza loatra e,
Ny voly io no aina ndreky harenanay,
Aza ataonao sakafo isan'andro!"

Fa ny ao anaty menimeny agnao,
Dia ny hitady ravina hohanina avao.
Kanefa raha tonga ny aody,
Dia lany fagnahy agnao ka misava milefa.

Sababaka ô, biby maditry,
Mampitomoagny tantsaha isan-taona.
Fa raha tratran'ny aody agnao,
Dia tapitra ny fihinagnana lojy, tsaramaso ndreky vary koa!!"

ATO AMINAY MR ADRIEN MPIVAROTRA GAZY 0386886359RAHA HANAO COMMANDE 🌍 NY OLOMBELONA SY NY ZAVAMANIRY DIA SAMY MILA SAKAFO...
06/07/2026

ATO AMINAY MR ADRIEN MPIVAROTRA GAZY
0386886359
RAHA HANAO COMMANDE

🌍 NY OLOMBELONA SY NY ZAVAMANIRY DIA SAMY MILA SAKAFO FENO!
👨‍⚕️ Araka ny siansa ara-pahasalamana, ny olombelona dia mila:
🍚 Glucides → Manome hery sy angovo.
🥩 Protéines → Manampy amin'ny fitomboana sy fanarenana ny vatana.
🥑 Lipides → Mitahiry angovo sy miaro ny taova.
🍊 Vitamines → Manamafy ny hery fiarovana.
🦴 Minéraux → Manamafy ny taolana sy ny fiasan'ny vatana.
💧 Rano → Tena ilaina amin'ny fiasan'ny taova rehetra.
❌ Raha tsy ampy ireo dia malemy ny vatana ary mora marary.
🌱 TOY IZANY KOA NY ZAVAMANIRY!
🔬 Araka ny fikarohana nataon'i Julius von Sachs (1860) sy Wilhelm Knop (1865), ny zavamaniry dia mila otrikaina mineraly mba hitombo sy hamokatra tsara.
🌿 Azote (N) → Mampitombo ny ravina sy ny tahony.
🌱 Phosphore (P) → Manamafy ny faka sy manampy amin'ny famokarana voninkazo sy voa.
🍅 Potassium (K) → Manatsara ny kalitaon'ny vokatra ary mampatanjaka ny zavamaniry.
🔬 Arnon sy Stout (1939) no nametraka fa misy ihany koa ireo oligoéléments ilaina amin'ny fatra kely nefa tena zava-dehibe amin'ny fitomboan'ny voly.
✨ Ny FERTIMAX NPK 10-10-10 dia manana ireto oligoéléments ireto:
🔹 Fer (Fe) → Mampamaitso ny ravina ary manampy amin'ny fotosintesy.
🔹 Zinc (Zn) → Manampy amin'ny fitomboana sy ny famokarana.
🔹 Bore (B) → Manampy amin'ny famokarana voninkazo sy ny famatorana voa.
🔹 Manganèse (Mn) → Manampy amin'ny fotosintesy sy ny famokarana angovo.
🔹 Cuivre (Cu) → Manatanjaka ny zavamaniry ary manampy amin'ny fiarovana amin'ny aretina.
🔹 Molybdène (Mo) → Manampy ny zavamaniry hampiasa tsara ny Azote (N).
📚 Loharano ara-tsiantifika:
Julius von Sachs (1860) – Rain'ny fisiôlôjian'ny zavamaniry maoderina.
Wilhelm Knop (1865) – Mpikaroka momba ny sakafo mineraly ilain'ny zavamaniry.
Dennis R. Hoagland sy Daniel I. Arnon – Mpikaroka namolavola ny fitsipiky ny otrikaina ilaina amin'ny zavamaniry.
Arnon & Stout (1939) – Nametraka ny foto-kevitry ny “éléments essentiels” ho an'ny zavamaniry.
🌾 Tahaka ny ilàn'ny olombelona sakafo feno mba ho salama, ny zavamaniry koa mila otrikaina feno mba hahazoana vokatra be sy tsara kalitao.
✅ FERTIMAX NPK 10-10-10 : Sakafo feno ho an'ny volinao, ho an'ny fitomboana matanjaka

05/07/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Papan'i Arlie, Bellah Soa Confection

🍀TSARA KALITAO👍🌿AZO ANTOKA 👍🌾MORA VIDY💸🌱ATO AMINAY pulvérisateur à dos ato aminay Mr Adrien mpivarotra gazy efa azonao j...
03/07/2026

🍀TSARA KALITAO👍
🌿AZO ANTOKA 👍
🌾MORA VIDY💸
🌱ATO AMINAY
pulvérisateur à dos
ato aminay Mr Adrien mpivarotra gazy
efa azonao jifaina

📞0386886359

Address

Port Berge/Ambatoharanana Ambohimiadana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONJA MAmpita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share