International by Abie

International by Abie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from International by Abie, Antananarivo.

Votre partenaire d’Achat ✈️🚢
📍Commandez vos articles venant de Chine 🇨🇳, France 🇫🇷, États-Unis 🇺🇸
🌍Sur Taobao , 1688, Pinduoduo , Shein, Aroma-Zone , Vinted , Yestyle , Aliexpress, etc
☎️MP Direct ou 0347483936 (whatsapp) - 0379444963

❌ TSY MANDRAY COMMANDE SHEIN INTSONY IZAHAY ❌Ouii tena tsy mandray commande intsony izahay rankizy ah 😩. Miakatra aloha ...
19/08/2026

❌ TSY MANDRAY COMMANDE SHEIN INTSONY IZAHAY ❌

Ouii tena tsy mandray commande intsony izahay rankizy ah 😩.
Miakatra aloha ny Soratra ho an’ilay app Shein ho anay avy ato amin’International by Abie .

Par Contre , Mandray commande site rehetra hafa izahay , izay manao livraison Chine sy France rehetra .😉

Félicitations Kanto Ramarajaona fa izy aloha nahazo ilay cordon 😉❤️. 2 ème JP : Misaotra anareo rehetra Izay nandray anj...
16/08/2026

Félicitations Kanto Ramarajaona fa izy aloha nahazo ilay cordon 😉❤️.
2 ème JP :

Misaotra anareo rehetra Izay nandray anjara ihany koaa .😁Aleo fa hiezaka aho hanisy cadeaux par semaine 😉.
NB: Récupération Uniquement 😊

Jp Cadeau 🤗🩷Tadidinareo zah ilay niteny anareo hoe lasa ity , dia tokony nampiarahako amin’ilay colis an’ilay Madame nak...
14/08/2026

Jp Cadeau 🤗🩷
Tadidinareo zah ilay niteny anareo hoe lasa ity , dia tokony nampiarahako amin’ilay colis an’ilay Madame naka azy ilay izy fa tena adinoko🥹.
Efa hoe ho ateriko any aminy ihany ilay izy demain fa tsy nanaiky izy fa hoe atao cadeaux ato amin’ny page hono🥹❤️.

Aza adino ny manaraka ny page CaseGlow Accessories
Dimanche isika manao tirage azy .🥰
Bonne chance daholo😁

🇨🇳Chine ➡️ Mada  sa France ➡️ Mada 🇫🇷? Afaka maka aina ianao fa izaho no misahana ny fahatongavan’ny entanao makaty Mada...
14/08/2026

🇨🇳Chine ➡️ Mada sa France ➡️ Mada 🇫🇷?

Afaka maka aina ianao fa izaho no misahana ny fahatongavan’ny entanao makaty Madagascar 🇲🇬 !

Aona ny atao mba hahamora ny fanafaranao entanao ato amin’International by Abie ? 🤔
1️⃣ Site afaka ampiasainao :
Chine 🇨🇳 : Taobao , 1688 , Pinduoduo , Shein , Aliexpress
France 🇫🇷 : Amazon , Nocibe , Sephora , Yesstyle , sy ireo site rehetra afaka mandefa entana ao France .

2️⃣ Ny client no mijery ny entana tiany vidiana dia tonga dia alefa capture aty aminay ( Raha manana lien ianao no tena tsara indrindra ary angatahanay ihany koa mba tsy samihafa ny vidin’ny entana .😉)

3️⃣ 3 Devis gratuits , raha mihoatra dia 10.000 ar ny manao devis 10 🙂( Averinay en totalité ny volanao rehefa manao achat ianao .)

4️⃣ Mahakasika ny frais ny entana makaty Madagascar dia manana envoie maromaro izahay afaka isafidiananao . ( Afaka miditra hafatra miafina ny mahakasika ny frais entana makaty Madagascar ary ny Frais de services 😀)

5️⃣ Paiements en Totalité ny vidin’ny entana ( Mvola ) , raha mihoatra ny 1.000.000 ar ny achat anao dia manantona anay mivantana manome azy ary mahazo reçu miaraka aminy🙂 . Marihana fa mahazo reçu numérique ihany koa ireo izay mandefa par Mobile Money .
Rehefa tonga kosa ny entanao izay vao mandoha frais sy frais de services ianao😁

6️⃣ GARANTIE :
⚫️ Raha tsy ampy ny entanao dia manolo izahay .
⚫️ Raha tsy nisy na lany tampoka ilay tianao novidiana dia manolo izahay na manao remboursement ( 1 à 2 jours après annulation des commandes)

7️⃣ KANEFA :
🔴 Tsy miantoka ny qualité ny entana izahay raha ianao no manome fournisseur ( matetika aho tonga dia miteny hoe ratsy note izy na ratsy retour) raha tsy manaiky ny teninay anefa ianao dia tsy miantoka ny entana izahay .

Misaotra anao sahady amin’ny fiaraha-miasa ❤️

12/08/2026

Coucou🌸 , ça va ? 🥰

Feno daholo ny envoie aérien tonga amin’ny Samedi 22 Août rankizy oh .😁
Raha misy mbola te andefa izany dia Samedi ao aorian’io indray no tonga 🥹.

Misaotra anareo foana mahatoky ahy fa vidiko lafo izany . 😘

Découvrez l’élégance audacieuse de la veste NASA LIKE 🌌🖤 Disponible en noir et marron✨ Simili cuir de haute qualité 🛍️ D...
10/08/2026

Découvrez l’élégance audacieuse de la veste NASA LIKE 🌌
🖤 Disponible en noir et marron
✨ Simili cuir de haute qualité
🛍️ Disponible sur commande uniquement
🏷️ 210.000 ar

L’accessoire incontournable pour sublimer vos tenues de vacances 😉🌴🥥 Prix : 10.000 ar 🐚 Disponible sur commande uniqueme...
10/08/2026

L’accessoire incontournable pour sublimer vos tenues de vacances 😉🌴
🥥 Prix : 10.000 ar
🐚 Disponible sur commande uniquement

Découvrez nos magnifiques foulards satinés imprimés 🌸🔆Plusieurs couleurs disponibles🔆Tissu doux & élégant🔆Parfait pour s...
10/08/2026

Découvrez nos magnifiques foulards satinés imprimés 🌸
🔆Plusieurs couleurs disponibles
🔆Tissu doux & élégant
🔆Parfait pour sublimer vos looks au quotidien
🔆Disponible sur commande
🔆 Prix : 30.000 ar

10/08/2026

Coucou daholo 🌸 Ça va ? 😁

Tena efa ela aho tsy nanao UNBOXING , tsy izany mantsy fa ny akabeazany entana nafarako tato ato dia tsy misy ahy daholo🥹, ka sarotiny ny tompony satria mbola hivarotra zareo .

Sombiny kely amin’ny colis nalefako bateau ireto fa mbola ho avy daholo ny anareo rehetra 😁.
Raha misy entana tinareo hafarana avy any Chine na avy any France dia afaka raisiko an-tanana daholo zany 🤗.

Misaotra anareo rehetra foana mahatoky ahy fa vidiko lafo izany . ❤️

Aesthetic kely e ?😁 🏷️ Prix en détails : 15.000 ar Hors frais 🏷️Prix de gros : 9.500 ar Hors frais ( + 10 pièces) ✅ Nos ...
07/08/2026

Aesthetic kely e ?😁

🏷️ Prix en détails : 15.000 ar Hors frais
🏷️Prix de gros : 9.500 ar Hors frais ( + 10 pièces)

✅ Nos envois :
🚢Bateaux : 360$ / m3 ( Calculena amin’ny dimension rehefa tonga , ity no mora sady ahazoana raha mbola hivarotra )
✈️ Avion : 80.000 ar / kg ( Izay poids any eo no alohanao )

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when International by Abie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share