23/06/2026
Kivy tsy misy taxi-be anio? 🚶♂️🥵 Aza manahy fa eto ny Flex Car hanamora ny fivezivezenareo eto an-tanàna! 🚙💨
Mba tsy handehanana an-tongotra lavitra dia misy fiara tsara sady mampiadana DISPO AVY HATRANY ANIO.
✨ **SUV 5 places** na 7 places
✨ **Grand Starex 11 places** (Vahaolana tsara indrindra raha hitambatra "covoiturage" amin'ny collègues na namana!)
> Zarao ny saran-dalana dia aleo mandeha milamina fa tsy milahatra eny amin'ny arrêt. 😉
> 📲 Mandefasa MP haingana na antsoy ny 0344396862