15/04/2025
Salama e!! Promotion Pâques -20% be izao!!
🔥Prix mandany entana io ah, Mety tsara hoan’ireo izay Mbola hivarotra sy Paka maro🔥
🆙Condition :
-✅Prix Sy ny taille Efa eo @ sary daholo
-✅Livraison uniquement (tsisy récupération) eto Tana mandefa any @ province ihany koa
-✅Tsy misy retour / vakio tsara ny description
-✅Livraison ville : 3 000Ar/ périphérie : 5 000Ar ( prix napetrakin’ny livreur io , karamany manokana fa tsy anay )
❌Ialana tsiny fa lasa avant 18H ny PUB❌
Mankasitraka tompoko oh !!🫶🏼
Mirary fety Sambatra