13/04/2026
Mamiratra be ny fiatombohany herinandro rehefa salama ny nify kely 🦷🪥arahana Tsiky mamikely 🥰
Iza daholy ilay efa manana zaza mamikely efa miborosy nify atoooo 😊
Falifaly sy mazoto foana zareo mahazo anreto goblet masosotra kely reto ❤️ D oe ndao ndray foana ndray maman hibrosy nify tsika an 😁
👉Alefaso aingana ary ny commande fa ho avy ny entana manitra avion ✈️sady mapazotoa ny zaza 🌸
⚠️ 10 000ar = Tsiky mamiratra sy nify salana lalandava 😊