Jayden&Jade

Jayden&Jade Jayden&Jade💗
"Amour-santé-Bien être de maman& bébé"

Ny Zaza anareo koa ve ry maman tsy azo ilaozana mitsy?😅Vo mandingana enao de midongy anaraka fona amin'izany alehanao re...
06/05/2026

Ny Zaza anareo koa ve ry maman tsy azo ilaozana mitsy?😅
Vo mandingana enao de midongy anaraka fona amin'izany alehanao rehetra😂😂
Hatrany amin'ny Wc , douche😂😂

Aza adino ny manaraka ny pagetsika 😘

&

💡 Tsarovy ry maman 👶👉 Tsy maintsy maka aina ianao👉 Tsy maintsy mba mikarakara ny tenanao ihany koaAza atao ambaninjavatr...
04/05/2026

💡 Tsarovy ry maman 👶
👉 Tsy maintsy maka aina ianao
👉 Tsy maintsy mba mikarakara ny tenanao ihany koa
Aza atao ambaninjavatra ny fikarakarana n'y tenanao, Ary aza atao sakana amin'izany ny fananao ny zanakao💗
🤍 Raha salama ianao, dia ho salama tsara koa ny zanakao
Mirary soa ho antsika reny rehetra🙏💗

💖 Indraindray ianao reraka…indraindray mitomany irery 😔Fa rehefa mitsiky ny zanakao 👶dia adino daholo ny havizanana 🤍💬 I...
03/05/2026

💖 Indraindray ianao reraka…
indraindray mitomany irery 😔
Fa rehefa mitsiky ny zanakao 👶
dia adino daholo ny havizanana 🤍
💬 Inona no mampahery anao indrindra amin’ny maha reny anao?

😂 IZY: “Fohazy aho rehefa taitra ny zaza e…”🙋‍♀️ Za: “Eny ary”😴 IZY ihany avy eo: torimaso lalina 😴😴😅💬 Ny papa anareo ko...
02/05/2026

😂 IZY: “Fohazy aho rehefa taitra ny zaza e…”
🙋‍♀️ Za: “Eny ary”
😴 IZY ihany avy eo: torimaso lalina 😴😴😅
💬 Ny papa anareo koa ve manao an'izao ry maman?

Ndry le te hatory be amin’ny alina…fa tsy avelan’ny zanakindry 👶😅Nefa amin’ny atoandro indray…tsy mahita tory mihitsy 😭💬...
01/05/2026

Ndry le te hatory be amin’ny alina…
fa tsy avelan’ny zanakindry 👶😅
Nefa amin’ny atoandro indray…
tsy mahita tory mihitsy 😭
💬 Ianareo koa ve maman mba tratran'izao?

Miarahaba antsika mpanaraka n'y pejy 👶 Torohevitra kely  ho an’ny reny 💕Fantatrao ve?👉 Mila mampinono matetika ny zaza v...
30/04/2026

Miarahaba antsika mpanaraka n'y pejy
👶 Torohevitra kely ho an’ny reny 💕
Fantatrao ve?
👉 Mila mampinono matetika ny zaza vao teraka (8-12 fois/andro)
✔️ Manampy azy hitombo tsara
✔️ Miaro amin’ny aretina
💬 Raha manana fanontaniana ianao dia aza misalasala manontany

👶 Fikarakarana zaza vao teraka 💕Ny zaza vao teraka dia mbola marefo ka mila fikarakarana manokana sy fitandremana 🤍👉 Ire...
30/04/2026

👶 Fikarakarana zaza vao teraka 💕
Ny zaza vao teraka dia mbola marefo ka mila fikarakarana manokana sy fitandremana 🤍
👉 Ireto misy torohevitra fototra:
🛁 Tazomy ho madio ny zaza
Diovy isan’andro amin’ny fomba malefaka izy, indrindra ny faritra mora loto.
🍼 Ampinonoy araka izay ilainy
Ny nonon-dreny no sakafo tsara indrindra ho an’ny zaza.
🌡️ Tandremo ny hafanana
Aza atao mangatsiaka na mafana loatra ny zaza, ataovy antonony ny fitafiany.
😴 Avelao hatory tsara
Ny torimaso dia manampy amin’ny fitomboany sy ny fahasalamany.
💞 Omeo fitiavana
Zava-dehibe amin’ny fivoaran’ny zaza ny fikasihana sy ny fitiavana avy amin’ny ray aman-dreny.
⚠️ Jereo raha misy fiovana hafahafa
Raha misy tazo, tsy mety misakafo, na mitomany tsy mahazatra dia manatona mpitsabo.

👉 Araho hatrany ny pejy ho an’ny torohevitra mahasoa ho an’ny reny sy ny zaza 💖
&Jade

💡 Torohevitra ho an’ny reny vao niteraka 👩‍🍼💕Ny andro voalohany miaraka amin’ny zaza dia mety ho feno hafaliana… nefa ko...
29/04/2026

💡 Torohevitra ho an’ny reny vao niteraka 👩‍🍼💕
Ny andro voalohany miaraka amin’ny zaza dia mety ho feno hafaliana… nefa koa mety mampitebiteby kely 😊
👉 Ireto misy torohevitra tsotra hanampy anao:
🍼 Ampinonoy matetika ny zaza
Manampy amin’ny fahasalaman’ny zaza sy ny fifamatorana amin’ny reny izany.
😴 Mialà sasatra rehefa matory ny zaza
Aza adino fa mila hery ianao, koa araraoty ny fotoana ahafahanao miala sasatra.
🧼 Tandremo ny fahadiovana
Sasao tsara ny tanana alohan’ny hikarakara ny zaza.
💬 Aza menatra mangataka fanampiana
Na amin’ny vady, fianakaviana, na namana—zava-dehibe ny fanohanana.
❤️ Henoy ny vatanao
Raha misy fanaintainana na tsy fahazoana aina dia tsara ny manatona mpitsabo.
✨ Tsarovy: Tsy mila tonga lafatra ianao, fa reny tsara ho an’ny zanakao 💖
👉 Araho hatrany ny pejy
&Jade

Salama daholo 😊Miarahaba antsika rehetra tongasoa eto amin'ny pejy  “Jayden & Jade” 🌸Ity pejy ity dia natokana manokana ...
29/04/2026

Salama daholo 😊
Miarahaba antsika rehetra tongasoa eto amin'ny pejy “Jayden & Jade” 🌸
Ity pejy ity dia natokana manokana iresahana momba ny reny sy ny zaza 👩‍🍼👶
Hozaraina amintsika eto ny:
✅torohevitra momba ny fitondrana vohoka 🤰
✅fikarakarana sy fahasalaman’ny zaza 🍼
✅ torohevitra momban'ny fiterahana
✅ary ireo torohevitra maro samihafa momban'ny reny sy ny zaza💛
👉 Koa manasa anao hanaraka ny pejy fa Mbola maro n'y Zavatra hifampizarantsika eto✨
Aza misalasala manontany sy mizara ihany koa, satria natao hanampy sy hifanohana isika eto 💬

13/04/2025

Ireto ny gagnante tamle jeux credit🥳
Eliah RH
Miora Fiononantsoa
Arabaina ianareo roa vavy🥰🎊
Mankasitraka antsika rehetra izay nandray anjara😅
Aza kivy fa mbola maro ny kilalao ho avy eo
Aza adino ny manaraka tsy tapaka ny page☺
Afaka miditra mp avy hatrany ianareo nahazo anle credit.
Bisou be daholo😘

Bonsoir o👋🏻Ity ary ilay lalao hanomboantsika ny fiarahana e🥰📢📢 JEU JP CRÉDIT 😍😍🎁 Olona 2 be zao no  mahazo credit avy at...
12/04/2025

Bonsoir o👋🏻
Ity ary ilay lalao hanomboantsika ny fiarahana e🥰📢📢 JEU JP CRÉDIT 😍😍
🎁 Olona 2 be zao no mahazo credit avy ato am chez Iarinii 🎁

Tsotra fitsipika arahana raha te handray anjara: 😊

✅ Partageo eo amin'ny muranao en mode public ity publication ity sy any amin'ny groupe 5 misy anao
✅ Alefa ao amin'ny commentaires capture miaraka " JP CRÉDIT"
✅ Inviteo ny amis anao rehetra hanaraka ny page miaraka amin'ny capture misy notification atao ao amin'ny commentaire

NB: Tsy mety compte fake sy compte verrouillé
Mila abonne kou a

Ataotsika rahampitso a 18h ny fisarihana😊
Izay milalao ihany mahazo anh 😘
Abonnez-vous ❤️

Address

Antananarivo
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jayden&Jade posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share