C. E. M

C. E. M Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from C. E. M, Shopping & retail, TANANARIVE/Ivato, .

Rariva ary ooo❤️❤️
08/06/2026

Rariva ary ooo❤️❤️

Hello ❤️ Andao asiana sondage kely eh !? Manomana arrivage bomba be izahay @ herinandro ho avy io 😍Inona ary zay arrivag...
06/06/2026

Hello ❤️ Andao asiana sondage kely eh !? Manomana arrivage bomba be izahay @ herinandro ho avy io 😍
Inona ary zay arrivage zay ? Izay mahay dia omenay mobile money 5.000ar ❤️❤️❤️
fans

04/06/2026

Veste jean Fourrure
Wide leg vaovao
Partage max = credit 🥰

02/06/2026

Wide leg vaovao
Taille S M L XL 2xl 🥰🥰🥰

Aza adino ny fotoanantsika 🥰😍À 14h arrivage mafana tsara❤️❤️Importé spécial ho an taille M, L, XL, 2XL🥰🥰
02/06/2026

Aza adino ny fotoanantsika 🥰😍
À 14h arrivage mafana tsara❤️❤️
Importé spécial ho an taille M, L, XL, 2XL🥰🥰

Lasa soamantsara ny cadeau fête des mères an'ireo maman anakiroa ireto ❤️Misy maman 1 mvola Tsy nandefa contact fa miand...
01/06/2026

Lasa soamantsara ny cadeau fête des mères an'ireo maman anakiroa ireto ❤️
Misy maman 1 mvola Tsy nandefa contact fa miandry azy izahay

Ny Live tsika reporté demain 13h30 fa ialana tsiny indrindra 😍😍

Aza adino fotoanantsika Aveo à 14hHo an Ireo izay niandry wide importé GT 😍😍😍
01/06/2026

Aza adino fotoanantsika Aveo à 14h
Ho an Ireo izay niandry wide importé GT 😍😍😍


Indro ary ny valin'ny lalao FÊTE DES MÈRES niandrasanareo fatratra 🎈🎉🎉 Miarahaba manokana an'i maman Bell TynahRavo Nasa...
31/05/2026

Indro ary ny valin'ny lalao FÊTE DES MÈRES niandrasanareo fatratra 🎈
🎉🎉 Miarahaba manokana an'i maman Bell Tynah
Ravo Nasandratra ary Maman Anna izahay ekipa eto amin'ny pejy C.E.M

❣️ 1er lot : 20.000 Ar
❣️ 2e lot : 5.000 Ar
❣️ 3e lot : 5.000ar

💛 Mankasitraka Ireo nandray anjara rehetra ary mamerina ny fiariantsoa ho an'ireo reny rehetra 😍😍

🎉 Manasa anareo reny 3 voasarika andefa ny numéro ao anaty hafatra miafina
🎁 Ho avoakantsika eto ihany ny capture transfert d'argent ho mariky ny fangaraharahana

🎀 CEM

Bonne FÊTE MAMAN🤩🥰Vous êtes formidable, inoubliable et unique😘😍🥹
31/05/2026

Bonne FÊTE MAMAN🤩🥰
Vous êtes formidable, inoubliable et unique😘😍🥹

Address

TANANARIVE/Ivato

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C. E. M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share