Kafe tiako

Kafe tiako ๐Ÿ‘‰Mivarotra vovon-kafe tsisy fangarony na kely aza.
๐Ÿ‘‰ 250 g, 500 g, 1 kg

Mety ho poinsa iany ve  raha asintsika ity Kafe tiako mobile ity ?Tazomitsika hatrany ny maha"kafe tiako azy"
07/09/2026

Mety ho poinsa iany ve raha asintsika ity Kafe tiako mobile ity ?
Tazomitsika hatrany ny maha"kafe tiako azy"

Firy kg isambolana ny vovon-kafe ampy anareo.โ˜•Nenay ngamba Efa ho 2kgโ˜•๐Ÿ˜€
07/09/2026

Firy kg isambolana ny vovon-kafe ampy anareo.โ˜•
Nenay ngamba Efa ho 2kgโ˜•๐Ÿ˜€

Eto foana izahay hanome ny kafe Manitra sy  mahery ary  tsiro tena izy ho anareo e๐Ÿ˜ŠAlefaso Mp ary ny commande.250g:12000...
05/09/2026

Eto foana izahay hanome ny kafe Manitra sy mahery ary tsiro tena izy ho anareo e๐Ÿ˜Š
Alefaso Mp ary ny commande.
250g:12000ar
500g :24000ar
1kg :48000ar.
Livraison possible.

๐Ÿ‘‰ Raha mila kafe mahery sady manitra dia aza miala amin'ny "Kafe tiako", vovon-kafe tsisy fangarony na kely aza ๐Ÿ˜ŠMahazak...
04/09/2026

๐Ÿ‘‰ Raha mila kafe mahery sady manitra dia aza miala amin'ny "Kafe tiako", vovon-kafe tsisy fangarony na kely aza ๐Ÿ˜Š

Mahazaka fety mihaja tsara koa ny antsika ny cafรฉ a๐Ÿ˜‰
Teto izao ny Kafe tiako nampiarahana tamin'ny cocktails fa tena afa-po ny mpanatrika ilay lanonam-panambadiana ๐ŸŽŠโ˜•๐Ÿ‘Œ
250g:12000ar
500g :24000ar
1kg :48000ar.
Mp ary e.

PROMOTION !!! PROMOTION !!! Draissss hafa iany wa  zany misotro kafe tena izy zanyโ˜•๐Ÿ˜misinda hatramin'ny aretin'andoha sy...
13/08/2026

PROMOTION !!! PROMOTION !!!
Draissss hafa iany wa zany misotro kafe tena izy zanyโ˜•๐Ÿ˜misinda hatramin'ny aretin'andoha sy ny hakamoana e๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜…
Andramo anie ny kafe tiako fa Tonga dia tamana ianao io eโ˜บ๏ธ

Kafe hariva. Iza avy no tia ??
12/08/2026

Kafe hariva. Iza avy no tia ??

Mbola mitohy ny promotion fa aza tara a. ๐Ÿ˜Š๐Ÿ‘Vetivety, mandalo ihany io sao variana โ˜•๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘
12/08/2026

Mbola mitohy ny promotion fa aza tara a. ๐Ÿ˜Š๐Ÿ‘
Vetivety, mandalo ihany io sao variana โ˜•๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘

โ˜•๐Ÿ”ฅ TIA KAFE TENA IZY VE IANAO? ๐Ÿ”ฅโ˜•Raha mitady kafe manitra, mahery ary tena misy tsiron-kafe ianaoโ€ฆ dia andramo ny KAFE T...
11/08/2026

โ˜•๐Ÿ”ฅ TIA KAFE TENA IZY VE IANAO? ๐Ÿ”ฅโ˜•
Raha mitady kafe manitra, mahery ary tena misy tsiron-kafe ianaoโ€ฆ dia andramo ny KAFE TIAKO! ๐ŸคŽโ˜•
๐ŸŒฑ Vovon-kafe tsy misy fangarony
โœจ Manitra
๐Ÿ’ช Mahery
โ˜• Tsiro tena izy
๐ŸŽ‰ PROMOTION MANOKANA HATRAMINโ€™NY 20 AOUT 2026!
๐Ÿ“ฆ 250g โ†’ 11.000 Ar
๐Ÿ“ฆ 500g โ†’ 22.000 Ar
๐Ÿ“ฆ 1kg โ†’ 44.000 Ar
๐Ÿšš LIVRAISON MANERANA NY NOSY ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
๐Ÿ‘‰ Raha tena tia kafe ianao, aza mijery fotsinyโ€ฆ ANDRAMO! ๐Ÿ˜‹โ˜•
๐Ÿ“ž Contact : 034 45 532 96
๐Ÿ“ Tsarahonenana โ€“ Andraisoro
๐Ÿ’ฌ Iza amin'ireo no alainao: 250g sa 500g sa 1kg? ๐Ÿ˜
pure

Efa tokony hitaingina ny ranon-kafe  sao mandeha tsy misotro kafe maraina eo โ˜•๐Ÿ˜Š
11/08/2026

Efa tokony hitaingina ny ranon-kafe sao mandeha tsy misotro kafe maraina eo โ˜•๐Ÿ˜Š

Efa nisotro cafรฉ atoandro daholo ve ??
10/08/2026

Efa nisotro cafรฉ atoandro daholo ve ??

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kafe tiako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share