16/09/2026
ho an'ilay zanako vavy ๐ฅฐ๐ฅฐ๐ฅฐ๐ฅฐ๐
๐ ๐ฅ๐ฌ ๐ญ๐๐ก๐๐๐ข ๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ,
Indray andro any, tsy ho eo anilanao intsony aho.
Hanana ny fiainanao, ny nofinao, ny safidinao ary ny lalanao ianao.
Noho izany, mianara. Miezaha. Miasร .
Mamorรฒna zavatra azonao ianteherana.
Mahazoa vola aminโny fomba mendrika.
Tiako ianao ho vehivavy mahaleo tena satria tsy voatery hiankina aminโolona vao afaka mijoro.
Mianara miteny hoe โtsiaโ.
Mianara mifidy olona mendrika anao.
Ary amboninโizany rehetra izany, hajao ny tenanao.
Eny, mety ho vady ianao. Mety ho reny. Mety hanorina fianakaviana.
Fa tadidio, alohan'ny hikarakaranao ny hafa, mianara mikarakara ny tenanao.
Tiako ianao, zanako. โค๏ธ
Ary noho izany, tsy tiako hiankina amiko mandrakizay ianao.
Tiako ianao hahalala fa afaka mandeha lavitra ianao amin'ny ezaka ataonao manokana.
โ Dada/Neny โค๏ธ