New Tendance

New Tendance 🎀Live Shopping friperie ranoray🎀 qualité tena Top ♥️Akanjo,Kiraro,Poketra aminy vidiny Morabe
�034.30.406.40
(1)

20/06/2026

Ity ilay vidéo mitantara ilay zaza 13 taona namono tena .
Source : Tvm

🚨😢 Nisy vaovao mampivarahontsana sy mampalahelo be nivoaka tamin'ny TVM teo momba ny ankizy iray vao 13 taona monja. Ten...
19/06/2026

🚨😢 Nisy vaovao mampivarahontsana sy mampalahelo be nivoaka tamin'ny TVM teo momba ny ankizy iray vao 13 taona monja. Tena mampitandrina antsika ray aman-dreny sy ny mpanabe rehetra mihitsy izany fa tsy kilalao intsony ny zava-misy amin'izao fotoana izao.

💔 Ilay sipa kely io hono namono tena, ary ny antony dia noho ny fanarahana an'ity tantara animés na manga antsoina hoe "Death Note" (📖☠️) ity. Nataony tahaka ilay boky ao anatin'ilay tantara mihitsy ilay izy, nosoratany tao anatin'ny kahie daholo ny fomba hahafatesany, ary nino izy fa rehefa maty dia hateraka indray (🔄) ho lasa lehilahy.

😭 Tena mampalahelo sy mampieritreritra lalina ity toe-javatra ity. Indrindra ho an'ireo fianakaviana nilaozany izay mbola ao anatin'ny alahelo tanteraka. 13 taona monja mantsy ilay ankizy! 🕯️💔

⚠️ Tandremo ry Ray aman-dreny ny zanakareo!

📱 Araho maso akaiky izay zavatra jeren'ny ankizy amin'ny finday, TikTok, YouTube na televiziona.📚 Jereo matetika ny kahie sy boky soratan'ny ankizy, sao misy soratra hafahafa na miresaka fahafatesana.🗣️ Miresaha matetika amin'ny zanaka fa ao anatin'ny vanim-potoana maha-adolescent mbola marefo sy mora tairina izy ireny.❤️ Omeo fihainoana, fitiavana ary fanohanana hatrany izy ireo.

🤝 Anjarantsika rehetra ny mifampitaona sy mampitandrina mba tsy hisian'ny loza mampivarahontsana tahaka izao intsony.

🙏 Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana niharam-boina.

Brayan ✍️

De retour en stock Sady atao Promo bé ❤️33.000ar💥 .Pointure disponible : 36,37,38,39,40.Manao livraison,mandefa Province...
19/06/2026

De retour en stock Sady atao Promo bé ❤️
33.000ar💥 .
Pointure disponible : 36,37,38,39,40.
Manao livraison,mandefa Province 🥰
Point de vente : Mada hôtel 67 ha Box 11

19/06/2026

Dada🥰
..✍️Inona no zavatra tena ahatsiarovanao azy👌

Cadeaux ho an'Papa❤️💢TN, pointure disponible 39à43❤️Manao livraison,mandefa province 🥰☎️034.30.406.40☎️Point de vente : ...
19/06/2026

Cadeaux ho an'Papa❤️
💢TN, pointure disponible 39à43❤️
Manao livraison,mandefa province 🥰
☎️034.30.406.40☎️
Point de vente : New tendance devant Madame hôtel 67 Ha

19/06/2026
18/06/2026

Firy note omenareo an'ity Rafotsy kelinay ity🥰.


17/06/2026

🟢𝗧𝘀𝗶𝘀𝘆 𝗽𝗼𝗹𝗶𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗸𝗶𝗱ô𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗸𝗼𝗮𝘁𝗿'𝗮𝘇𝘆 𝗵𝗼𝗻𝗼 𝗲

Mahagaga oa😄
17/06/2026

Mahagaga oa😄

Address

67
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when New Tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share