Malia Boutique

Malia Boutique Abonnez-vous 😉 ❤️
Araho ny pejy 😉❤️
Mora sady tsara ny entana🥰
Ny cadeau koa maro be🔥💯

14/09/2026

Coucou 💗
Andao hiaraka hanandrana goûter aminay telo vavy 🥰
Tena hoe fanandramana fotsiny fa otrany mba nety tao leretsy eh🤣
Faly kely fa tian'izy roa vavy ilay izy😍

13/09/2026

Hadino daholo ny sorisory rehefa mandalo eto @ ity tetezana ity fa variana mankafia sy mihaino ilay feom-by mitabataba 🥰
Miampy ny feon'ilay malala kely😍 tena hoe feno ny hasambarako🤩
Ny zanakareo koa ve tia ilay hira😉??

De mbola tia ahy ihany ve nareo rehetra ao @ mp ireo raha otran'izao ny leloko isaky ny mievona🤣Efa hoe ao @ commentaire...
07/09/2026

De mbola tia ahy ihany ve nareo rehetra ao @ mp ireo raha otran'izao ny leloko isaky ny mievona🤣

Efa hoe ao @ commentaires manoratra f'aza mandefa mp fa ilay vadiko anie miara mi-gerer ilay compte amiko eh🤣 Asa anie ny ato zalah eh🤣🤣

👉Zay fa bonne semaine 😘 de aza mampirafy zalah ah🤣🤣🤣🤣

06/09/2026

De beaux moments passés avec la meilleure 🔥❤️
"tsiky sy tomany.."

02/09/2026

Coucou, andao ary e🥰
Eto le afaka miady varotra 💸😉❤️
Mp avy hatrany après jp an
Bisous be

02/09/2026

Efa ao an-trano daholo ve fa hanao live milay be tsika😉???
Afaka miady varotra ao anaty commentaires 😉💸🥰
👉Rdv 18h45👈

02/09/2026

Andao amizay ary eh😉
Nahasosotra iny live tapaka omaly iny😶
Ataovy jp daholo kia🥰❤️❤️

Jp dia miditra mp an😉
Bisous be daholo ❤️

01/09/2026

Coucou, ela be tsy nanao live fa andao na de hiresaka fotsiny ary😉❤️

01/09/2026

Enfin c'est la rentrée 🔥🤪
Poziko avy manatitra mpianatra 💪🤣
Iza daholo ny maman faly ato fa mihena ny korontana🤣🤣

01/09/2026

Tadidinareo ve?

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malia Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share