02/08/2026
Salama aby o ☺️
Izahay ato amin’ny pejy
Mora tee-shirt dia afaka mandray commande
Tee-shirt karazany rehetra , indrindra ho anareo fikambanana te -hanao tee shirt complet
Ny prix de gros antsika 🌹14 000ar 🌹
Tissu vrais coton 180g
Fa raha ohatra ka semi -coton 🌹12 000ar🌹
Ilay prix dia mba ho prix de lancement ho an’ity pejy antsika izy ihany .
Afaka mandefa hafatra mivantana , na miantso avy hatrany 037 72 288 03 raha hanao commande
Mankasitraka Sahady ho an’areo rehetra ☺️