14/01/2025
Salama daholo ô!!
ho atsika ety amin'ny ivato sy ny manodidina
Afaka mamatsy charbon zay ilainao izahay
⭐Entana tsara sady vaventy
⭐Gony be 250kg
*Kininina
*Sapin
*Vodihazo/renikazo
👍 Fiarahamiasa maharitra no tedavina ka tsy manome entana ratsy izahay fa mahapo hatrany
🌿Afaka manantona ny dépôt anay eo amin'ny lalambaovao2 ivato izay te hijery ny kalitao ny charbon😉