11/05/2026
Makasitraka anareo izay rehetra najifa nandritra ny fampirantina teny amin Tranoeva ny 6 7 8 9 Mai lasa teo. Misaotra ny abonnés izy nadalo koa😚.
Ny fahasalaman'ny molotrareo no tena antony ijoroanay ary ireny hafatra alefanareo ireny no tena manohana anay, hikirizanay foana hanome ny tsara ho anareo.✨