Ikiala Jejo Mdg

Ikiala Jejo Mdg Nos vêtements, nos accessoires, ce ne sont pas juste des objets. Ce sont des gestes d’amour envers nous-mêmes.

"🛍️ Live shopping : Accessoires, vêtements, déco maison à petits prix ! 🏡👗💎"

🌸 JOYEUSE FÊTE À TOUTES LES MAMANS 🌸Que cette journée vous apporte bonheur, santé, amour et paix intérieure.Profitez ple...
31/05/2026

🌸 JOYEUSE FÊTE À TOUTES LES MAMANS 🌸
Que cette journée vous apporte bonheur, santé, amour et paix intérieure.
Profitez pleinement de ces beaux moments. 💖.. bisous Kialaneny ❤️❤️

28/05/2026
Bonjour kialaneny..Mbola misy mahatadidy an'ity page'tsika ity vé aki 🫣🫣..Andro manokana ho an'ity ramato mamikely ity a...
29/04/2026

Bonjour kialaneny..Mbola misy mahatadidy an'ity page'tsika ity vé aki 🫣🫣..Andro manokana ho an'ity ramato mamikely ity androany aki dia mba te hirarisoa ho azy miaraka aminareo e ❤️❤️..Sady mahatsiaro anareo dia mba te hirarisoa anareo rehetra ihany koa❤️ 😊Samia hahomby daholo kialaneny a 🫰🫰
Joyeux anniversaire Mme Mi-Zesta Online «MZO» , Vani-Aro Razafindrakoto ..je t'aime ravavy ❤️❤️

🥺🥺 TAMATAVE 💔💔..tsy irery ianareo, miaraka miombona aminareo izahay , mahareza daholo..mitondra ambavaka anareo fa tena ...
11/02/2026

🥺🥺 TAMATAVE 💔💔..tsy irery ianareo, miaraka miombona aminareo izahay , mahareza daholo..mitondra ambavaka anareo fa tena tsy mora 🥺🥺💔💔
Tena maro bé ianareo clients anay any Tamatave, tsaronay sy tsy adinonay hianareo 🥺🥺, mahareza daholo kialaneny a, .mitondra ambaka anareo any izahay..de tout coeur avec vous Kiala Neny ❤️❤️

Coucou kiala Neny 🙂 Salama tsara daholo vé 🥺..mahatsiarotsiaro anareo  fa tena ela tsika tsy nihaona 🙂..asitsika direct ...
07/02/2026

Coucou kiala Neny 🙂
Salama tsara daholo vé 🥺..mahatsiarotsiaro anareo fa tena ela tsika tsy nihaona 🙂..asitsika direct kely miresadresaka indray androany sa ahoana aky,? ...mirary soa bé foana Kiala Neny a 🙏❤️

24/01/2026

Zay fa bonne nuit daholo Kiala Neny mamiko isany ❤️❤️..misaotra anareo niresadresaka kely ☺️☺️
ARAHO AMIN'IZAY FOANA NY PAGE Kiala Neny a🙏🙏
Ao alo mba samy mianatra lesona kely ami'izany hira zany 😂😂🥱🥱🥱🥱

Mahafinaritra ahy ireto namana reto 😘😘
20/01/2026

Mahafinaritra ahy ireto namana reto 😘😘

Coucou kiala Neny 🙂 Merci beaucoup anareo rehetra tamin'ny firariantsoa 🙏🙏..dia ao fa itondrako voandalana tsara bé fa H...
04/01/2026

Coucou kiala Neny 🙂
Merci beaucoup anareo rehetra tamin'ny firariantsoa 🙏🙏..dia ao fa itondrako voandalana tsara bé fa Hendry tsara fotsiny 🙂🙂..
Mi-Zesta Online «MZO» merci beaucoup Kiala zoki bé kizitina tamin'ny fleur😂😂🥺🥺🥺💓💓💓

BONNE ANNÉE 2026 kiala Neny 😘😘Eto aho dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra tamin'ny fiarahana n...
01/01/2026

BONNE ANNÉE 2026 kiala Neny 😘😘
Eto aho dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra tamin'ny fiarahana nandritra iny taona 2025 iny..misaotra nanohana 🙏🙏, misaotra nisy 🙏🙏..misaotra Téo foana...lasa tena namana, havana mifankatia be isika noho ianareo 💓💓
Elaela tsy henoheno kiala Neny tato ho ato, fa tsy manadino anareo 😘😘...
Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra amin'ity taona vaovao ity kiala Neny 🙂..ho taona ahatanteraka izay rehetra kinasa anie 🙏🙏, ho lasa lavitra amin'izay atao rehetra🙏🙏..mirary vola sy fahasalamana retsy 🙏🙏..samia ho tahin'A/tra daholo 😘😘
Mino aho fa hiaraka eny foana isika mandritra ity taona vaovao ity, dia hifanohana eny foana 😘😘

Address

Ivato
Antananarivo
101

Telephone

+261344192757

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikiala Jejo Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ikiala Jejo Mdg:

Shortcuts

Share