Ptit Bout de Bonheur

Ptit Bout de Bonheur Conseil, Astuces, Partage, bon plan, vente article bébé

25/02/2025

✨ Mety ho sarotra ny fiainana indraindray, fa tadidio fa misy teny mampahery ho anao ! ✨

📖 'Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao.' – Deoteronomia 31:8

🙏💖 Tsy irery ianao ! Andriamanitra dia eo alohanao 🚶‍♂️✨, manokatra lalana ho anao, ary eo anilanao 🤗, mitazona sy manohana anao amin’ny dingana rehetra 👣. Matokia, fa Izy dia tsy handao anao na oviana na oviana. 💪💫

💬 Identifié-o ilay namanao 👇 Mila izany teny izany amin'izao fotoana izao, mba ho fanomezan-toky ho azy ! 💞✨

✨ Matokia, fa miaraka aminao mandrakariva Izy. 💖✨

🙏 💫 ✝️ 💖 🌸 💕 🤗

24/02/2025

Ry reny rehetra 💪👩‍👧‍👦, na dia feno asa sy fahasahiranana aza ny andavanandro 🏃‍♀️📚, dia tsy misy na inona na inona mahasolo ny fitiavana ❤️💖 sy ny faharetana entinareo amin'ny zanakareo 🌸👶. Koa aoka ho faly 😊🎉 sy ho reharehanareo ny maha-reny anareo 💫, satria tsy misy zavatra lehibe kokoa 💖✨ noho ny fitondrana hafaliana 😄💞 sy fiadanana 🕊️ ho an'ny fianakaviana 👨‍👩‍👧‍👦. Raha mahatsapa ho reraka 😩, tsarovy fa ny herinao 💪 dia tsy manam-petra! 🌟💖

💪 -pianakaviana 🌼 -pianakaviana ❤️ 🙏 -pianakaviana 🌷 -pianakaviana 🌟"

Être parent, c’est découvrir que tu peux dormir debout... littéralement."
21/11/2024

Être parent, c’est découvrir que tu peux dormir debout... littéralement."











🌟 Chères mamans, ce message est pour vous ! 🌟Parfois, la vie nous donne des défis qui nous poussent à aller au-delà de n...
20/11/2024

🌟 Chères mamans, ce message est pour vous ! 🌟

Parfois, la vie nous donne des défis qui nous poussent à aller au-delà de nos forces. Mais rappelez-vous toujours : vous êtes la lumière de vos enfants, la douceur qui réconforte et la force qui inspire. 💖

Aujourd'hui, prenez un moment pour vous dire ceci :
"Je suis une maman extraordinaire. Peu importe les tempêtes, je continue d'avancer avec amour et détermination."

Chaque câlin, chaque sourire de votre enfant est un témoignage de votre incroyable rôle. 💕 Vous êtes une super-héroïne dans l'ombre.

Et vous, quel est votre secret pour rester motivée ? Partagez-le avec nous dans les commentaires. 🥰

*"Hello mes p’tits bouts de bonheur 💛 !Ces dernières semaines, j’ai pris un peu de recul pour gérer un emploi du temps b...
19/11/2024

*"Hello mes p’tits bouts de bonheur 💛 !
Ces dernières semaines, j’ai pris un peu de recul pour gérer un emploi du temps bien chargé. Mais je suis de retour avec plein de belles idées et beaucoup d’amour à partager 🌈 !

✨ Petit rappel du jour :

Chaque jour est une nouvelle chance de trouver un moment de bonheur 🌟.

Même les petites victoires méritent d’être célébrées 💕.

Et vous, qu’est-ce qui a illuminé votre journée aujourd’hui ? Partagez-le avec nous en commentaire, j’ai hâte de vous lire 🫶 !

"

16/11/2024

🌟 "Aza milavo lefona amin'ny tanjonao!" 🌟

Ny fiainana dia feno tolona sy sedra, saingy tadidio fa ireo izay tsy mitsahatra mitolona ihany no mahatratra ny tanjony. 💪

👉 Na lehibe na kely ny nofinao, tsarovy fa mendrika ianao hitolona ho azy. Miaraka amin'ny faharetana sy fanantenana, tsy misy zavatra tsy vitanao! 🌱

➡️ Araho ny "P'tit bout de bonheur" mba hahazoana hery sy aingam-panahy mandritra ny diany!

📌 Androany no fotoana tsara hanombohana indray. Aza milavo lefona! ❤️




15/11/2024

"Te hiteny anao fotsiny aho androany hoe mahery ianao." ✨💪

Tsy misy mahazo aina amin’ny fiainana raha tsy misy tolona sy sedra. Na izany aza, tsarovy fa ny herinao dia ao anatinao. Tsy ny fitsapana no hamaritana anao, fa ny fomba amafisan-tsaina sy ny finiavana hiroso hatrany.

🌄 "Aza kivy amin’ny ady lehibe, fa matokia fa efa voatahiry ny fandresenao."

Maro ny fotoana mety hanontanianao tena hoe ho vitanao ve, saingy izao no hafatra ho anao androany: MAHERY IANAO! ❤️

💪 🙌 ❤️ 🌟 💫 🌈

🌟 Ny hasarobidin’ny fiainana dia ao anatin’ny kely indrindra 🌟Androany, mialà sasatra kely. Miainà lalina. Jereo izay an...
14/11/2024

🌟 Ny hasarobidin’ny fiainana dia ao anatin’ny kely indrindra 🌟

Androany, mialà sasatra kely. Miainà lalina. Jereo izay anananao, fa tsy izay tsy ampy. Mety hoe fiaraha-misakafo miaraka amin’ny fianakaviana, n'a ny tsikitsiky avy amin’ny zanakao, na ny fitiavana manodidina anao izay mandoro mangina toa afo ao am-po.

Tadidio izao : tsy ny herin-javatra lehibe no manova fiainana, fa ny eritreritra tsara atao isan’andro. Tonga ianao hamorona an’ilay fiainana nofinofisinao. Manomboka amin’ny tsiky iray izany. 😊

Aza adino Ary ny mitsiky androany an 🌹🥰☺️

🌻🌻🌼"Reny: fo lehibe mamelona izao tontolo izao"🌻🌻🌼"Ny maha-reny dia tantara iray soratana amin’ny masoandro sy ranomaso....
13/11/2024

🌻🌻🌼"Reny: fo lehibe mamelona izao tontolo izao"🌻🌻🌼

"Ny maha-reny dia tantara iray soratana amin’ny masoandro sy ranomaso. Fitiavana tsy misy fetra, fikarakarana tsy misy havizanana, ary hery tsy hita pesipesenina. Rehefa mijery ny tsiky kely ataon-janakao ianao, dia tsapanao fa mahavita zavatra lehibe indrindra ianao: ny mitia." 💕

👉 'P'tit bout de bonheur' dia toerana ho anareo reny mahery fo! Izay soratana ato dia natokana ho anao, hizara tsiky, fitiavana ary hafaliana eo amin’ny fiainana. 😘

💞 J'aime-o ny page,araho ny tantara, ary aoka hiaraka isika hizara ny mamy sy ny sarotra amin’ny maha-reny!aza adino ny mi partage !🌺🌹

🌟

"🌸 Ry Reny Malala, Ianao no Herin’ny Fitiavana 💕"Ny maha-reny dia asa sarotra indrindra, nefa koa mahafinaritra indrindr...
12/11/2024

"🌸 Ry Reny Malala, Ianao no Herin’ny Fitiavana 💕"

Ny maha-reny dia asa sarotra indrindra, nefa koa mahafinaritra indrindra. Isan’andro ianao miaina ho an’ireo zanakao, manome hery sy fitiavana tsy manam-petra, na dia amin’ny fotoana sarotra aza. Ny tsikiny, ny tanana kely mihazona anao, ary ny fijery feno fitokisana dia manaporofo fa ianao no fialofany.

Ry reny malala, tsarovy fa na tsy tanteraka aza ny zavatra rehetra, ny fitiavanao dia efa ampy handrafetana izao tontolo izao ho an-janakao. Ianao no loharanon-kery sy fitiavana tsy mety ritra. ❤️

Aleo isika mba hizara fihetseham-po eto:
👉 Inona no zavatra kely ataon-janakao izay mahatonga anao hahatsapa fa ianao no reny sambatra indrindra eto an-tany?

Aza misalasala mizara ny tantaranao eto ambany, fa mety hisy mamaky sy hahatsapa ny herin’ny fitiavan-janaka. 💬

💖

✨ À toutes les mamans ✨Une maman, c’est un cœur qui bat plus fort, des bras qui consolent et une force qui renaît chaque...
11/11/2024

✨ À toutes les mamans ✨

Une maman, c’est un cœur qui bat plus fort, des bras qui consolent et une force qui renaît chaque jour pour ses enfants. ❤️

N’oubliez jamais votre puissance et l’amour infini que vous offrez chaque jour. Vous êtes des héroïnes du quotidien. 🌟

À toutes les mamans fortes 🌸Être une maman forte, ce n’est pas toujours facile. C’est sourire quand le cœur est lourd, a...
10/11/2024

À toutes les mamans fortes 🌸

Être une maman forte, ce n’est pas toujours facile. C’est sourire quand le cœur est lourd, avancer quand les forces manquent, et aimer sans compter, même dans les tempêtes. Vous êtes des héroïnes du quotidien, et vos enfants voient en vous le soleil qui éclaire leur monde. 🌟💖


Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ptit Bout de Bonheur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share