Zahay stylé

Zahay stylé ✨️Varotra sac, sandales et jeans la mode rehetra ✨

✨Mandray commande : Chine na SHEIN ✨

💫𝚂𝚝𝚢𝚕𝚎́ 𝚏𝚘𝚊𝚗𝚊 𝚛𝚎𝚑𝚎𝚏𝚊 𝚖𝚒𝚊𝚛𝚊𝚔𝚊 𝚊𝚖𝚒𝚗𝚊𝚢 💫

📣 FIVERENANA MILAY B 📣Lundi 18h no havoka tsika ny gagnant antsika 💥JP sac cadeau ary ao amin'ny commentaire aloha. Cond...
29/08/2026

📣 FIVERENANA MILAY B 📣

Lundi 18h no havoka tsika ny gagnant antsika 💥

JP sac cadeau ary ao amin'ny commentaire aloha.

Conditions lalao antsika :

✔ Abonné page Zahay stylé.
✔Partagena amin'ny groupe 5 ity publication ity.
✔Partagena MAX publication vente sac hivoka rahapitso.

Sac manja kely ity no cadeau 0ar + livraison lundi 0ar ihany koa 👜.

‼️ Halefa ao amin'ny commentaire daholo capture partage rehetra ‼️

📣 CONGE KELY ALOHA 📣Miverina eto ihany Zahay stylé afaka andro vitsivitsy. ✔️ Mitohy fandraisana article sur commande.✔️...
26/07/2026

📣 CONGE KELY ALOHA 📣

Miverina eto ihany Zahay stylé afaka andro vitsivitsy.

✔️ Mitohy fandraisana article sur commande.

✔️Ho livrenay aminareo foana ihany entana izay nataonareo commande rehefa tonga colis.

📍Misy lot sac halefanay mora b ato ho anareo izay mbola hivarotra na hanao collection sac 📍

Tsy ho ela .... ❤️

Toy izao age aki ity sac ity rehefa hoetina eh. Mety hoe zahay tsy mahay maka sary, fa tena hoe tsara no vrai cuir avec ...
21/07/2026

Toy izao age aki ity sac ity rehefa hoetina eh.

Mety hoe zahay tsy mahay maka sary, fa tena hoe tsara no vrai cuir avec des deco faux fourrure. 🖤

Prix = 20.000ar fotsiny.

💯 Friperie, TBE cuir sans defaut.

20/07/2026

Ireo entana sur commande teto amin'ny Zahay stylé.

✔️ Housse telephone : misy modèle izay tiana sy ho an'ny telephone rehetra.
✔️Ensemble pyjama : rehefa lamba dia afaka hafaranay avokoa.
✔️Tennis sous carton : ireo karazana kiraro rehetra ihany koa dia afaka hafarana ato aminay daholo.

🇨🇳 Manafatra entana avy any Chine sy SHEIN.

Inona izao tianareo hafarana any aki?

Coucou daholo aki ah ❤1 sy 0 valiny marina aaa 💯💯💯Iza nahazo ilay mobile money ary oo?? 😉
20/07/2026

Coucou daholo aki ah ❤

1 sy 0 valiny marina aaa 💯💯💯

Iza nahazo ilay mobile money ary oo?? 😉

📣 LALAO PRONOSTIC sy MEILLEUR PARTAGE 📣

Mobile money ho an'izay mahita pronostic sy meilleur partage amin'ny final coupe du monde rahariva.

Tsotra conditions :

✔ Abonneo page Zahay stylé .
✔Lazao ao amin'ny commentaire ny pronostic anao .
✔Miantsoa namana 5 hanaraka page, hiaraka hilalao aminareo
✔ Partageo amin'ny groupe 5 sy mur anao lalao .

Hatao lalao madio : ‼️ compte fake tsy mety ‼️

‼️ Halefaso capture eo amin'ny capture daholo zavatra rehetra ‼️

Rahapitso amin'ny 09H mivoka valiny lalao.

📣 LALAO PRONOSTIC sy MEILLEUR PARTAGE 📣Mobile money ho an'izay mahita pronostic sy meilleur partage amin'ny final coupe ...
19/07/2026

📣 LALAO PRONOSTIC sy MEILLEUR PARTAGE 📣

Mobile money ho an'izay mahita pronostic sy meilleur partage amin'ny final coupe du monde rahariva.

Tsotra conditions :

✔ Abonneo page Zahay stylé .
✔Lazao ao amin'ny commentaire ny pronostic anao .
✔Miantsoa namana 5 hanaraka page, hiaraka hilalao aminareo
✔ Partageo amin'ny groupe 5 sy mur anao lalao .

Hatao lalao madio : ‼️ compte fake tsy mety ‼️

‼️ Halefaso capture eo amin'ny capture daholo zavatra rehetra ‼️

Rahapitso amin'ny 09H mivoka valiny lalao.

‼️ RESERVE ‼️Tratra tsy fahamatorana koa, ka re DISPO sac L🖤V avec REF ity. Modèle tsy hita firy, friperie TBE sans defa...
18/07/2026

‼️ RESERVE ‼️

Tratra tsy fahamatorana koa, ka re DISPO sac L🖤V avec REF ity.

Modèle tsy hita firy, friperie TBE sans defaut.

Prix = 25.000ar.

Mbola ato v aki nareo maro b nitady azy ity? 🥲

18/07/2026

🖤 Manana collection sac noir ihany koa zahay 🖤

Friperie sans defaut, amin'ilay cuir matevina.

Prix : 20.000ar _ 25.000ar

✔ Bandou
✔Sac GM
✔ Sac épaule.

17/07/2026

🎯 Tout à 12.000ar 🎯

Bandoulière, friperie sans defaut.

Ireo 6 ireo ihany DISPO izao, dia izay confirmation voalohany mahazo azy.

Efa nohezahina hampiseho amin'ny video daholo details rehetra ( tsy manana sary / photo intsony zahay 😊)

🚴‍♂️ Tana Zahay stylé, manao livraison ary mandefa faritra rehetra.

1er JP, 1er servi 💯

💥 Stylé foana rehefa miaraka aminay 💥

Tsy haiko na le article, na ilay prix na ilay concept tout à 12.000ar tianareo aki ah.Fa haveritsika kely aloha ilay sac...
17/07/2026

Tsy haiko na le article, na ilay prix na ilay concept tout à 12.000ar tianareo aki ah.

Fa haveritsika kely aloha ilay sac tout à 12.000ar aki . ❤

Video rehefa avy eo.....

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zahay stylé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share